Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




2Tantara 12:16 - DIEM PROTESTANTA

16 Rehefa lasa nodimandry any amin’ny razany i Rehabohama, dia nalevina tao an-Tanànan’i Davida; ary i Abià zanany lahy no nanjaka nandimby azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

16 Ary nodimandry any amin’ny razany i Rehoboama, dia nalevina tao an-Tanànan’i Davida izy; ary i Abia zanany no nanjaka nandimby azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

16 Rehefa lasa nodimandry any amin’ny razany i Rehabohama, dia nalevina tao an-Tanànan’i Davida; ary i Abià zanany lahy no nanjaka nandimby azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

16 Ary nody mandry any amin’ny razany i Rôbôama ka nalevina tao an-tanànan’i Davida. I Abià zanany no nanjaka nandimby azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

16 Ary Rehoboama lasa nodi-mandry any amin’ny razany, dia nalevina tao an-Tanànan’i Davida izy; ary Abia zanany no nanjaka nandimby azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

16 Ary Rehoboama lasa nodimandry any amin'ny razany, dia nalevina tao an-Tanànan'i Davida izy; ary Abia zanany no nanjaka nandimby azy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

16 Ary nodimandry any amin’ny razany i Rehoboama, dia nalevina tao an-Tanànan’i Davida izy; ary i Abia zanany no nanjaka nandimby azy.

Jereo ny toko dika mitovy




2Tantara 12:16
5 Rohy Ifampitohizana  

Taranak’i Salômôna: i Rehabohama zanakalahin’i Salômôna, i Abià zanakalahin-dRehabohama, i Asà zanakalahin’i Abià, i Jôsafata zanakalahin’i Asà,


Ankoatran’i Mahalato dia nalain’i Rehabohama ho vady koa i Mahekà zanakavavin’i Absalôma sady niteraka an’i Abià sy i Hatahy ary i Zizà sy i Selômita.


Tamin’ny taona faha-18 nanjakàn’i Jerôbohama no tonga mpanjakan’i Joda i Abià;


i Salômôna, ray niteraka an’i Rehabohàma; i Rehabohàma, ray niteraka an’i Abià; i Abià, ray niteraka an’i Asà.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra