Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




2Tantara 11:3 - DIEM PROTESTANTA

3 –Ambarao amin’i Rehabohama, zanakalahin’i Salômôna sady mpanjakan’i Joda, ary koa amin’ny Israelita rehetra ao anatin’ny faritr’i Joda sy i Benjamîna,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

3 Mitenena amin’i Rehoboama, zanak’i Solomona, mpanjakan’ny Joda, sy amin’ny Israely rehetra any amin’i Joda sy i Benjamina hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

3 –Ambarao amin’i Rehabohama, zanakalahin’i Salômôna sady mpanjakan’i Joda, ary koa amin’ny Israelita rehetra ao anatin’ny faritr’i Joda sy i Benjamîna,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

3 «Mitenena amin-dRôbôama, zanak’i Salômôna, mpanjakan’i Jodà, sy amin’i Israely rehetra eo amin’i Jodà sy i Benjamina ka lazao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

3 Mitenena amin-dRehoboama, zanak’i Solomona, mpanjakan’ny Joda, sy amin’ny Isiraely rehetra amin’ny Joda sy ny Benjamina hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

3 Mitenena amin-dRehoboama, zanak'i Solomona, mpanjakan'ny Joda, sy amin'ny Isiraely rehetra amin'ny Joda sy ny Benjamina hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

3 Mitenena amin’i Rehoboama, zanak’i Solomona, mpanjakan’ny Joda, sy amin’ny Israely rehetra any amin’i Joda sy i Benjamina hoe:

Jereo ny toko dika mitovy




2Tantara 11:3
8 Rohy Ifampitohizana  

Izy rehetra ireo no foko israelita roa ambin’ny folo. Izany no teny nolazain-drainy taminy, fony izy nitsodrano azy. Eny, samy nomeny tsodrano manokana ny foko tsirairay avy.


Ny taranak’ireo vahiny ireo dia mbola manarakaraka izany fomba tranainy izany mandraka androany, fa tsy tena manaja marina ny TOMPO. Samy tsy tena arahiny na ny fomban-drazany, na ny lalàna sy ny didy izay nandidian’ny TOMPO ny taranak’i Jakôba, dia ilay Jakôba nomeny anarana hoe Israely.


Ny Israelita nonina tany an-tanànan’i Joda ihany no nanjakàn’i Rehabohama.


Kanjo nisy tenin’ny TOMPO tamin’i Semahià olon’Andriamanitra, dia teny nanao hoe:


fa izao no lazain’ny TOMPO: «Aza mandeha hiady amin’ny mpiray firenena aminareo; samia mody any an-tranony avy ianareo, satria Izaho no nahatonga izao zavatra izao.» Dia nankatoavin’ny olona izany tenin’ny TOMPO izany, ka samy lasa nody izy fa tsy nandeha hamely an’i Jerôbohama.


Nosoratan’i Mosesy avokoa ny tenin’ny TOMPO taminy; ary nony ampitso dia nifoha maraina izy ka nanamboatra alitara iray teo am-pototry ny tendrombohitra sy nanangana tsangambato 12, ka iray avy isam-poko tao amin’ny Israely.


Voafora fony teraka herinandro aho; taranak’i Israely; avy amin’ny fokon’i Benjamîna; hebreo ray, hebreo reny; ny amin’ny fitandroana ny lalàna jiosy, dia Farisianina aho;


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra