2Tantara 11:2 - DIEM PROTESTANTA2 Kanjo nisy tenin’ny TOMPO tamin’i Semahià olon’Andriamanitra, dia teny nanao hoe: Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20112 Kanjo tonga tamin’i Semaia, lehilahin’Andriamanitra, ny tenin’NY TOMPO hoe: Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara2 Kanjo nisy tenin’ny TOMPO tamin’i Semahià olon’Andriamanitra, dia teny nanao hoe: Jereo ny tokoBaiboly Katolika2 Kanjo tonga tamin’i Semaiasa olon’Andriamanitra, ny tenin’i Iaveh nanao hoe: Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy2 Kanjo kosa ny tenin’i Jehovah tonga tamin’i Semaia, lehilahin’Andriamanitra, ka nanao hoe: Jereo ny tokoMalagasy Bible2 Kanjo kosa ny tenin'i Jehovah tonga tamin'i Semaia, lehilahin'Andriamanitra, ka nanao hoe: Jereo ny tokoLa Bible en Malgache2 Kanjo tonga tamin’i Semaia, lehilahin’Andriamanitra, ny tenin’NY TOMPO hoe: Jereo ny toko |
Araka ny fandaharan’i Davida rainy, dia notendren’i Salômôna ny antokon’ny mpisorona ho amin’ny fanompoany avy ary ny levita ho amin’ny raharahany, dia ny hidera ny Tompo sy hanampy ny mpisorona amin’ny fanompoam-pivavahana fanao isan’andro; notendreny koa ny mpiandry varavarana, araka ny antokony amin’ny isam-bavahady. Izany rahateo no nandidian’i Davida olon’Andriamanitra azy.