Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




2Tantara 11:1 - DIEM PROTESTANTA

1 Vao tonga tany Jerosalema i Rehabohama, dia namory miaramila voafantina miisa vondrona 180 tamin’ny fokon’i Joda sy i Benjamîna mba hiady amin’i Israely avaratra ka hamerina indray io fanjakana io ho an’ny tenany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

1 Nony tonga tany Jerosalema i Rehoboama dia novoriny ny taranak’i Joda sy i Benjamina, dia miaramila valo alina sy iray hetsy voafantina, hiady amin’ny Israely mba hampody ny fanjakana ho an’i Rehoboama.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

1 Vao tonga tany Jerosalema i Rehabohama, dia namory miaramila voafantina miisa vondrona 180 tamin’ny fokon’i Joda sy i Benjamîna mba hiady amin’i Israely avaratra ka hamerina indray io fanjakana io ho an’ny tenany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

1 Nony tafaverina tany Jerosalema i Rôbôama, dia namory ny taranak’i Jodà sy i Benjamina, mpiady voafantina 180.000, hiady amin’i Israely hampody ny fanjakana amin-dRôbôama.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

1 ARY nony tonga tany Jerosalema Rehoboama, dia novoriny ny taranak’i Joda sy Benjamina, dia miaramila valo alina amby iray hetsy voafantina, hiady amin’ny Isiraely hampody ny fanjakana ho an-dRehoboama.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

1 Ary nony tonga tany Jerosalema Rehoboama, dia novoriny ny taranak'i Joda sy Benjamina, dia miaramila valo alina amby iray hetsy voafantina, hiady amin'ny Isiraely hampody ny fanjakana ho an-dRehoboama.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

1 Nony tonga tany Jerosalema i Rehoboama dia novoriny ny taranak’i Joda sy i Benjamina, dia miaramila valo alina sy iray hetsy voafantina, hiady amin’ny Israely mba hampody ny fanjakana ho an’i Rehoboama.

Jereo ny toko dika mitovy




2Tantara 11:1
6 Rohy Ifampitohizana  

Izay nohanin’ireo zatovoko ihany no hotazoniko. Ary ny anjaran’ireo lehilahy niaraka tamiko, izany hoe ny an’i Hanera sy i Eskôla ary i Mamre, dia izy ireo ihany no handray izany.


Nankany Sekema i Rehabohama, satria tao no efa nahatongavan’ny Israelita tavaratra rehetra hampanjaka azy.


Ny TOMPO maharava ny fikasan’ny firenena ary mahasakana ny hevitry ny vahoaka;


Raha handresy amin’ny ady ny mpanjaka, dia tsy noho ny hamaroan’ny miaramilany; ary raha afa-doza ny mpiady, dia tsy noho ny haben’ny heriny.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra