2Tantara 11:19 - DIEM PROTESTANTA19 I Mahalato dia nahazoan’i Rehabohama zazalahy telo, dia i Jehosa sy i Semarià ary i Zahama. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201119 niterahany an’i Jeosy sy i Semaria ary i Zahama izy io. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara19 I Mahalato dia nahazoan’i Rehabohama zazalahy telo, dia i Jehosa sy i Semarià ary i Zahama. Jereo ny tokoBaiboly Katolika19 ka nitera-dahy taminy izy, dia i Jehosa, i Somorià, ary i Zoma. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy19 izay nahazoany zaza, dia Jeosy sy Semaria ary Zahama. Jereo ny tokoMalagasy Bible19 izay nahazoany zaza, dia Jeosy sy Semaria ary Zahama. Jereo ny toko |