Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




2Tantara 11:19 - Baiboly Katolika

19 ka nitera-dahy taminy izy, dia i Jehosa, i Somorià, ary i Zoma.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

19 niterahany an’i Jeosy sy i Semaria ary i Zahama izy io.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

19 I Mahalato dia nahazoan’i Rehabohama zazalahy telo, dia i Jehosa sy i Semarià ary i Zahama.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

19 I Mahalato dia nahazoan’i Rehabohama zazalahy telo, dia i Jehosa sy i Semarià ary i Zahama.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

19 izay nahazoany zaza, dia Jeosy sy Semaria ary Zahama.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

19 izay nahazoany zaza, dia Jeosy sy Semaria ary Zahama.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

19 niterahany an’i Jeosy sy i Semaria ary i Zahama izy io.

Jereo ny toko dika mitovy




2Tantara 11:19
3 Rohy Ifampitohizana  

Nalain-dRôbôama ho vady i Mahalata, zanaka vavin’i Jerimota, zanak’i Davida sy i Abihaila, zanaka vavin’i Eliaba zanak’i Isaia,


Manaraka an’io dia mbola naka an’i Maakà zanaka vavin’i Absalôma izy, ka niteraka an’i Abià, i Etaia, i Zizà ary i Salômita, taminy.


dia tsy azony atao lahimatoa ny zanak’ilay tiany ho solon’ny zanak’ilay halany amin’ny andro andidiany ny fananany ho an-janany, satria izy no tena lahimatoa.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra