Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




2Tantara 11:17 - DIEM PROTESTANTA

17 Ka dia nampahery ny fanjakàn’i Joda izy ireny sady nijoro ho mpanohana an’i Rehabohama zanakalahin’i Salômôna, nandritra ny telo taona; fa ny fitondrantena tsara narahin’i Davida sy i Salômôna no nizoran’i Rehabohama nandritra ny telo taona.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

17 Dia nampatanjaka ny fanjakan’ny Joda izy ireo sady nanome hery an’i Rehoboama, zanak’i Solomona, nandritra ny telo taona satria nandeha tamin’ny lalan’i Davida sy i Solomona telo taona izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

17 Ka dia nampahery ny fanjakàn’i Joda izy ireny sady nijoro ho mpanohana an’i Rehabohama zanakalahin’i Salômôna, nandritra ny telo taona; fa ny fitondrantena tsara narahin’i Davida sy i Salômôna no nizoran’i Rehabohama nandritra ny telo taona.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

17 Nankahery ny fanjakan’i Jodà izy, tamin’izany, ka nampiorina tsara an-dRôbôama zanak’i Salômôna, nandritra ny telo taona, satria nandeha tamin’ny lalan’i Davida sy i Salômôna izy ireo, telo taona.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

17 Ka dia nampahery ny fanjakan’ny Joda izy sady nampahavitrika an-dRehoboama, zanak’i Solomona, telo taona; fa nandeha tamin’ny làlan’i Davida sy Solomona telo taona izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

17 Ka dia nampahery ny fanjakan'ny Joda izy sady nampahavitrika an-dRehoboama, zanak'i Solomona, telo taona; fa nandeha tamin'ny lalan'i Davida sy Solomona telo taona izy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

17 Dia nampatanjaka ny fanjakan’ny Joda izy ireo sady nanome hery an’i Rehoboama, zanak’i Solomona, nandritra ny telo taona satria nandeha tamin’ny lalan’i Davida sy i Solomona telo taona izy.

Jereo ny toko dika mitovy




2Tantara 11:17
7 Rohy Ifampitohizana  

I Rehabohama dia nanambady an’i Mahalato izay i Jerimôta zanakalahin’i Davida no rainy ary i Abihaîla zanakavavin’i Eliaba sady zafin’i Jisay no reniny.


Rehefa nampandry ny fanjakany sady nanamafy fahefana i Rehabohama, dia nandao ny lalànan’ny TOMPO na ny tenany na ny Israelita rehetra tatsimo.


Ny TOMPO kosa mamaly anareo hoe: «Inona no hataoko aminao, ry Efraîma? Inona no hataoko aminao, ry Joda? Fa ny fitiavanareo Ahy dia toy ny zavona maraina na tahaka ny ranon’ando izay levona vetivety!


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra