2Tantara 11:17 - Baiboly Katolika17 Nankahery ny fanjakan’i Jodà izy, tamin’izany, ka nampiorina tsara an-dRôbôama zanak’i Salômôna, nandritra ny telo taona, satria nandeha tamin’ny lalan’i Davida sy i Salômôna izy ireo, telo taona. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201117 Dia nampatanjaka ny fanjakan’ny Joda izy ireo sady nanome hery an’i Rehoboama, zanak’i Solomona, nandritra ny telo taona satria nandeha tamin’ny lalan’i Davida sy i Solomona telo taona izy. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA17 Ka dia nampahery ny fanjakàn’i Joda izy ireny sady nijoro ho mpanohana an’i Rehabohama zanakalahin’i Salômôna, nandritra ny telo taona; fa ny fitondrantena tsara narahin’i Davida sy i Salômôna no nizoran’i Rehabohama nandritra ny telo taona. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara17 Ka dia nampahery ny fanjakàn’i Joda izy ireny sady nijoro ho mpanohana an’i Rehabohama zanakalahin’i Salômôna, nandritra ny telo taona; fa ny fitondrantena tsara narahin’i Davida sy i Salômôna no nizoran’i Rehabohama nandritra ny telo taona. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy17 Ka dia nampahery ny fanjakan’ny Joda izy sady nampahavitrika an-dRehoboama, zanak’i Solomona, telo taona; fa nandeha tamin’ny làlan’i Davida sy Solomona telo taona izy. Jereo ny tokoMalagasy Bible17 Ka dia nampahery ny fanjakan'ny Joda izy sady nampahavitrika an-dRehoboama, zanak'i Solomona, telo taona; fa nandeha tamin'ny lalan'i Davida sy Solomona telo taona izy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache17 Dia nampatanjaka ny fanjakan’ny Joda izy ireo sady nanome hery an’i Rehoboama, zanak’i Solomona, nandritra ny telo taona satria nandeha tamin’ny lalan’i Davida sy i Solomona telo taona izy. Jereo ny toko |