Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




2Tantara 10:7 - DIEM PROTESTANTA

7 Dia hoy ny loholona tamin’i Rehabohama: –Raha ho tsara fo amin’ireo vahoaka ireo ianao, ka halemy paika aminy sy hanao teny mamy aminy, dia ho mpanomponao hatrany izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

7 Dia hoy ireo taminy: Raha tsara amin’ny vahoaka ianao ka mankasitraka azy sy manao teny mora aminy dia ho mpanomponao mandrakizay izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

7 Dia hoy ny loholona tamin’i Rehabohama: –Raha ho tsara fo amin’ireo vahoaka ireo ianao, ka halemy paika aminy sy hanao teny mamy aminy, dia ho mpanomponao hatrany izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

7 Dia niteny taminy ireo nanao hoe: «Raha mora fo amin’ity vahoaka ity ianao, ka mandray azy tsara sy manao teny mora aminy, dia ho mpanomponao mandrakizay izy.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

7 Dia hoy ireo taminy: Raha ho mora amin’ny vahoaka hianao ka hankasitraka azy sy hanao teny mora aminy, dia ho mpanomponao mandrakizay izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

7 Dia hoy ireo taminy: Raha ho mora amin'ny vahoaka ianao ka hankasitraka azy sy hanao teny mora aminy, dia ho mpanomponao mandrakizay izy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

7 Dia hoy ireo taminy: Raha tsara amin’ny vahoaka ianao ka mankasitraka azy sy manao teny mora aminy dia ho mpanomponao mandrakizay izy.

Jereo ny toko dika mitovy




2Tantara 10:7
4 Rohy Ifampitohizana  

I Naftalỳ dia toy ny osivavy mikarenjy izay manan-janaka tsara tarehy.


Dia hoy ny loholona tamin’i Rehabohama: –Raha izao ianao no vonon-kanompo azy ka manao teny mamy aminy, dia ho mpanomponao hatrany izy.


Famaliana am-pitiavana mampitony hatezerana; fa teny mitratreva kosa mahatonga havinirana.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra