2Tantara 10:7 - Baiboly Katolika7 Dia niteny taminy ireo nanao hoe: «Raha mora fo amin’ity vahoaka ity ianao, ka mandray azy tsara sy manao teny mora aminy, dia ho mpanomponao mandrakizay izy.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20117 Dia hoy ireo taminy: Raha tsara amin’ny vahoaka ianao ka mankasitraka azy sy manao teny mora aminy dia ho mpanomponao mandrakizay izy. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA7 Dia hoy ny loholona tamin’i Rehabohama: –Raha ho tsara fo amin’ireo vahoaka ireo ianao, ka halemy paika aminy sy hanao teny mamy aminy, dia ho mpanomponao hatrany izy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara7 Dia hoy ny loholona tamin’i Rehabohama: –Raha ho tsara fo amin’ireo vahoaka ireo ianao, ka halemy paika aminy sy hanao teny mamy aminy, dia ho mpanomponao hatrany izy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy7 Dia hoy ireo taminy: Raha ho mora amin’ny vahoaka hianao ka hankasitraka azy sy hanao teny mora aminy, dia ho mpanomponao mandrakizay izy. Jereo ny tokoMalagasy Bible7 Dia hoy ireo taminy: Raha ho mora amin'ny vahoaka ianao ka hankasitraka azy sy hanao teny mora aminy, dia ho mpanomponao mandrakizay izy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache7 Dia hoy ireo taminy: Raha tsara amin’ny vahoaka ianao ka mankasitraka azy sy manao teny mora aminy dia ho mpanomponao mandrakizay izy. Jereo ny toko |