Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




2Tantara 10:6 - DIEM PROTESTANTA

6 I Rehabohama mpanjaka kosa naka hevitra tamin’ny loholona izay mpandraharahan’i Salômôna rainy fony fahavelony, ka nanontany azy hoe: –Ahoana no hevitra omenareo havaliko an’ireo vahoaka ireo?

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

6 Naka hevitra tamin’ny zokiolona izay nanompo an’i Solomona rainy fony fahavelony i Rehoboama mpanjaka ka hoy izy hoe: Ahoana no hevitra omenareo mba hamaliana ny vahoaka?

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

6 I Rehabohama mpanjaka kosa naka hevitra tamin’ny loholona izay mpandraharahan’i Salômôna rainy fony fahavelony, ka nanontany azy hoe: –Ahoana no hevitra omenareo havaliko an’ireo vahoaka ireo?

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

6 I Rôbôama kosa nila hevitra tamin’ireo zokiolona nanotrona an’i Salômôna rainy, fony fahavelony, ka nanao hoe: «Inona no hevitra omenareo havaly ity vahoaka ity?»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

6 Ary Rehoboama mpanjaka naka saina tamin’ny zoki-olona izay nitoetra teo anatrehan’i Solomona rainy fony fahavelony ka nanao hoe: Ahoana no hevitra omenareo havaly ny vahoaka?

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

6 Ary Rehoboama mpanjaka naka saina tamin'ny zoki-olona izay nitoetra teo anatrehan'i Solomona rainy fony fahavelony ka nanao hoe: Ahoana no hevitra omenareo havaly ny vahoaka?

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

6 Naka hevitra tamin’ny zokiolona izay nanompo an’i Solomona rainy fony fahavelony i Rehoboama mpanjaka ka hoy izy hoe: Ahoana no hevitra omenareo mba hamaliana ny vahoaka?

Jereo ny toko dika mitovy




2Tantara 10:6
11 Rohy Ifampitohizana  

Hoy i Absalôma tamin’i Ahitôfela: –Mifampidiniha ianareo ny amin’izay tokony hataontsika:


Dia hoy ny navalin’i Rehabohama: –Rehefa afaka telo andro, dia miverena atỳ amiko indray ianareo. Dia lasa nody ny olona.


Fa hoy aho anakampoko hoe: «Aoka ny be taona hiteny, ary ny anti-panahy hampianatra ny fahendrena.»


Ny adala dia mihevitra ho mahitsy toetra; fa hendry kosa ny olona izay mandray torohevitra.


Henoy ny torohevitra ary raiso ny anatra mba hahatonga anao ho hendry any aoriana.


Aza mahafoy ny sakaizanao na ny naman-drainao. Raha tojo fahasahiranana ianao, aza mankany amin’ny rahalahinao, fa tsara kokoa ny mpifanila akaiky noho ny rahalahy lavitra.


Nanao hevitra kinangananga ianareo, raha naniraka ahy hanontany ny TOMPO Andriamanitrareo, ary nangataka ahy hivavaka ho anareo, ka nanao tamiko hoe: «Ampahafantaro anay avokoa izay rehetra nandidian’ny TOMPO anao, dia hataonay izany».


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra