Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




2Tantara 1:7 - DIEM PROTESTANTA

7 Tamin’ny alina iny no nisehoan’Andriamanitra i Salômôna ka nilazany hoe: –Angataho izay tianao homeko anao!

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

7 Tamin’iny alina iny no nisehoan’Andriamanitra tamin’i Solomona ka hoy Izy taminy: Angataho izay tianao homeko anao.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

7 Tamin’ny alina iny no nisehoan’Andriamanitra i Salômôna ka nilazany hoe: –Angataho izay tianao homeko anao!

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

7 Nony alina, niseho tamin’i Salômôna Andriamanitra, ka nanao taminy hoe: «Angataho izay tianao homeko anao.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

7 Tamin’ny alin’iny no nisehoan’Andriamanitra tamin’i Solomona, ka hoy Izy taminy: Angataho izay tianao homeko anao.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

7 Tamin'ny alin'iny no nisehoan'Andriamanitra tamin'i Solomona, ka hoy Izy taminy: Angataho izay tianao homeko anao.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

7 Tamin’iny alina iny no nisehoan’Andriamanitra tamin’i Solomona ka hoy Izy taminy: Angataho izay tianao homeko anao.

Jereo ny toko dika mitovy




2Tantara 1:7
8 Rohy Ifampitohizana  

dia nisehoan’ny TOMPO tahaka ilay nisehoany taminy tao Gibehôna indray izy,


Dia niteny i Jesoa nanao taminy hoe: –Inona no tianao hataoko aminao? Dia hoy ilay jamba taminy: –Mpampianatra ô, ny hampahiratra ahy!


Amin’izany andro izany, dia tsy hanontany Ahy na inona na inona intsony ianareo. Lazaiko marina dia marina aminareo fa na inona na inona hangatahinareo amin’ny Ray dia homeny anareo noho ny anarako izany.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra