Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




2Tantara 1:6 - DIEM PROTESTANTA

6 Dia nandroso teo anatrehan’ny TOMPO i Salômôna ka nanolotra sorona dorana manontolo arivo teo ambonin’ny alitara halimo akaikin’ny Tranolay fihaonana.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

6 Nanolotra fanatitra teo anatrehan’NY TOMPO teo amin’ny alitara varahina, izay momba ny tranolay fihaonana, i Solomona; fanatitra dorana manontolo arivo no nateriny teo.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

6 Dia nandroso teo anatrehan’ny TOMPO i Salômôna ka nanolotra sorona dorana manontolo arivo teo ambonin’ny alitara halimo akaikin’ny Tranolay fihaonana.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

6 Dia tao ihany, teo ambonin’ilay ôtely varahina, teo anoloan’i Iaveh, akaikin’ny trano lay fihaonana, no nanoloran’i Salômôna sorona dorana arivo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

6 Ary Solomona nanatitra fanatitra teo amin’ny alitara varahina teo anatrehan’i Jehovah, izay momba ny trano-lay fihaonana; fanatitra dorana arivo no nateriny teo.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

6 Ary Solomona nanatitra fanatitra teo amin'ny alitara varahina teo anatrehan'i Jehovah, izay momba ny trano-lay fihaonana; fanatitra dorana arivo no nateriny teo.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

6 Nanolotra fanatitra teo anatrehan’NY TOMPO teo amin’ny alitara varahina, izay momba ny tranolay fihaonana, i Solomona; fanatitra dorana manontolo arivo no nateriny teo.

Jereo ny toko dika mitovy




2Tantara 1:6
6 Rohy Ifampitohizana  

Indray andro dia nankany Gibehôna ny mpanjaka mba hanao sorona, fa tany no toeram-pisoronana malaza indrindra. Sorona dorana manontolo arivo no naterin’i Salômôna teo amin’izany alitara izany.


I Salômôna mpanjaka sy ireo Israelita rehetra tafangona niaraka taminy teo anoloan’ny Vatamasina kosa dia samy nanao sorona omby sy ondry aman’osy marobe tokoa hany ka tsy tambo nisaina intsony.


Ka omby 22 000 sy ondry aman’osy 120 000 no nataon’i Salômôna ho sorom-pihavanana ho an’ny TOMPO. Toy izany no nitokanan’ny mpanjaka sy ny Israelita rehetra ny tranon’ny TOMPO.


Nisy sorom-pihavanana sy sorona dorana manontolo natolotra ho an’ny TOMPO, ny ampitson’iny: dia vantotr’ombilahy arivo, ondrilahy arivo, ary zanak’ondry arivo, mbamin’ny fanatitra divay araraka momba ireo. Be dia be tokoa ny sorom-pihavanana ka ampy hamahanana ny Israelita rehetra tonga teo.


Tamin’izay i Salômôna dia nanolotra sorona dorana manontolo ho an’ny TOMPO teo ambonin’ny alitara izay naoriny ho Azy teo anoloan’ny vavahadin’ny Toeramasina.


Ny biby fihaza ao Libano amin’ny TOMPO tsy ampy hatao sorona dorana manontolo; ary ny hazo ao anatin’ny alany tsy ampy hatao kitay amin’izany.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra