Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




2Tantara 1:5 - DIEM PROTESTANTA

5 Fa ny alitara halimo izay namboarin’i Betsalela zanakalahin’i Orỳ sady zafikelin’i Hora kosa dia teo anoloan’ny Fonena-masin’ny Tompo tao Gibehôna. Teo no nahatongavan’i Salômôna sy ny Israelita tafangona mba hanontany ny TOMPO.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

5 Ary ny alitara varahina izay nataon’i Bezalila, zanak’i Ory, zanak’i Hora, dia teo anoloan’ny tabernakelin’NY TOMPO. Nitady Azy i Solomona sy ny fiangonana.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

5 Fa ny alitara halimo izay namboarin’i Betsalela zanakalahin’i Orỳ sady zafikelin’i Hora kosa dia teo anoloan’ny Fonena-masin’ny Tompo tao Gibehôna. Teo no nahatongavan’i Salômôna sy ny Israelita tafangona mba hanontany ny TOMPO.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

5 Ilay ôtely varahina nataon’i Beseleela, zanak’i Orì, zanak’i Hora, dia tany koa, teo anoloan’ny tabernaklan’i Iaveh. Nitady an’i Iaveh tany i Salômôna sy ny fiangonana.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

5 Ary ny alitara varahina izay nataon’i Bezalila, zanak’i Ory, zanak’i Hora, dia teo anoloan’ny tabernakelin’i Jehovah; ary Solomona sy ny fiangonana nitady Azy tao.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

5 Ary alitara varahina izay nataon'i Bezalila, zanak'i Ory zanak'i Hora, dia teo anoloan'ny tabernakelin'i Jehovah; ary Solomona sy fiangonana nitady Azy tao.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

5 Ary ny alitara varahina izay nataon’i Bezalila, zanak’i Ory, zanak’i Hora, dia teo anoloan’ny tabernakelin’NY TOMPO. Nitady Azy i Solomona sy ny fiangonana.

Jereo ny toko dika mitovy




2Tantara 1:5
6 Rohy Ifampitohizana  

Dia halaintsika ho atỳ amintsika indray ny Vatamasina mirakitra ny Fanekempihavanan’ilay Andriamanitsika, satria tsy nahoantsika izany tamin’ny andron’i Saoly.


–Jereonao fa nofidiko i Betsalela, zanakalahin’i Orỳ sady zafikelin’i Hora, avy amin’ny fokon’i Joda,


ny alitara fanaovana sorona sy ny fitaovana rehetra miaraka aminy, ny tavy fidiovana sy ny faladiany,


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra