2Tantara 1:5 - Baiboly Katolika5 Ilay ôtely varahina nataon’i Beseleela, zanak’i Orì, zanak’i Hora, dia tany koa, teo anoloan’ny tabernaklan’i Iaveh. Nitady an’i Iaveh tany i Salômôna sy ny fiangonana. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20115 Ary ny alitara varahina izay nataon’i Bezalila, zanak’i Ory, zanak’i Hora, dia teo anoloan’ny tabernakelin’NY TOMPO. Nitady Azy i Solomona sy ny fiangonana. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA5 Fa ny alitara halimo izay namboarin’i Betsalela zanakalahin’i Orỳ sady zafikelin’i Hora kosa dia teo anoloan’ny Fonena-masin’ny Tompo tao Gibehôna. Teo no nahatongavan’i Salômôna sy ny Israelita tafangona mba hanontany ny TOMPO. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara5 Fa ny alitara halimo izay namboarin’i Betsalela zanakalahin’i Orỳ sady zafikelin’i Hora kosa dia teo anoloan’ny Fonena-masin’ny Tompo tao Gibehôna. Teo no nahatongavan’i Salômôna sy ny Israelita tafangona mba hanontany ny TOMPO. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy5 Ary ny alitara varahina izay nataon’i Bezalila, zanak’i Ory, zanak’i Hora, dia teo anoloan’ny tabernakelin’i Jehovah; ary Solomona sy ny fiangonana nitady Azy tao. Jereo ny tokoMalagasy Bible5 Ary alitara varahina izay nataon'i Bezalila, zanak'i Ory zanak'i Hora, dia teo anoloan'ny tabernakelin'i Jehovah; ary Solomona sy fiangonana nitady Azy tao. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache5 Ary ny alitara varahina izay nataon’i Bezalila, zanak’i Ory, zanak’i Hora, dia teo anoloan’ny tabernakelin’NY TOMPO. Nitady Azy i Solomona sy ny fiangonana. Jereo ny toko |