Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Timoty 2:3 - DIEM PROTESTANTA

3 Izany no tsara sady sitrak’Andriamanitra, Mpamonjy antsika,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

3 Izany no tsara ka ankasitrahina eo imason’Andriamanitra, Mpamonjy antsika,

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

3 Izany no tsara sady sitrak’Andriamanitra, Mpamonjy antsika,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

3 Izany no tsara sy ankasitrahina eo imason’Andriamanitra Mpamonjy antsika,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

3 Izany no tsara ka ankasitrahana eo imason’Andriamanitra, Mpamonjy antsika,

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

3 Izany no tsara ka ankasitrahana eo imason'Andriamanitra, Mpamonjy antsika,

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

3 Izany no tsara ka ankasitrahina eo imason’Andriamanitra, Mpamonjy antsika,

Jereo ny toko dika mitovy




1Timoty 2:3
16 Rohy Ifampitohizana  

Manaova fanambaràna, ary ento ny porofo, manaova fikaonan-doha miaraka ianareo! Iza no nampahalala hatry ny ela izay mitranga ankehitriny? Iza no nanambara izany mialoha? Moa tsy Izaho TOMPO va? Koa tsy misy Andriamanitra afa-tsy Izaho; Izaho no hany Andriamanitra marina sy mamonjy.


ary ny aiko miravo amin’Andriamanitra Mpamonjy ahy,


Ka izay manompo an’i Kristy araka izany no sitrak’Andriamanitra sady ankatoavin’ny olombelona.


ary ho heniky ny vokatry ny fahamarinana, izay avy amin’ny alalan’i Jesoa Kristy, mba hanomezam-boninahitra sy hiderana an’Andriamanitra.


Eny, manana ny zavatra rehetra ilaiko aho izao sady manana amby ampy; efa voaraiko tamin’i Epafrôdito ny fanomezana avy aminareo, ka heni-tsoa mitafotafo aho. Izany fanomezanareo izany dia toy ny zava-manitra mamerovero atao sorona ka raisin’Andriamanitra sady ankasitrahiny.


Izany no hanananareo fitondrantena mendrika ny Tompo, ka hanaovanareo mandrakariva izay ankasitrahiny; dia hahavokatra amin’ny asa soa isan-karazany ianareo sady hitombo fahalalana tsara an’Andriamanitra,


Farany, ry havana, efa nianaranareo taminay ny fitondrantena ankasitrahin’Andriamanitra, ary efa manaraka izany rahateo ianareo. Kanefa dia izao no iangavianay sy ampirisihinay anareo amin’ny anaran’i Jesoa Tompo: manaova tsaratsara kokoa hatrany!


Avy amiko Paoly ity taratasy ity, dia izaho apôstôlin’i Kristy Jesoa noho ny baikon’Andriamanitra Mpamonjy antsika sy i Kristy Jesoa fanantenantsika.


Eny, izany no ikelezanay aina sy iezahanay, satria ny fanantenanay dia efa napetrakay amin’Andriamanitra velona, Izay Mpamonjy ny olona rehetra, indrindra fa ireo mino.


Raha manana zanaka aman-jafy ilay vehivavy mpitondratena, dia aoka ireo aloha hianatra haneho ny toe-panahy araka an’Andriamanitra amin’ny fianakaviany ka hamaly babena ny ray aman-dreniny na ny raibe aman-drenibeny, fa izany no ankasitrahin’Andriamanitra.


Andriamanitra no namonjy antsika sy niantso antsika ho vahoakany, tsy noho ny asa vitantsika fa noho ny fandaharan’ny tenany ihany ary noho ny fahasoavany. Efa nomeny antsika tao amin’i Kristy Jesoa izany fahasoavana izany, fony tsy mbola nisy ary akory izao rehetra izao;


Aza hadinoina ny fanaovan-tsoa sy ny fifanampiana, fa sorona toy izany no sitrak’Andriamanitra.


Inona tokoa moa no lazanareo, raha tàhiny manao hadisoana ianareo no kapohina ka mandefitra? Fa raha tàhiny manao soa ianareo no nampahorîna ka mandefitra, dia izany no ankasitrahin’Andriamanitra.


Manatòna ny Tompo ianareo mba ho tahaka ny vato velona voarafitra ho trano onenan’ny Fanahy Masina, ka hiara-manao fisoronana amin’ny alalan’i Jesoa Kristy.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra