Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 9:32 - DIEM PROTESTANTA

32 Ary i Benaià, taranak’i Kehata sady anankiray tamin’ireo levita, no tonian’ny mofo apetraka eo anatrehan’Andriamanitra ka namboatra azy isan-tsabata.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

32 Ny sasany tamin’ny rahalahiny, tamin’ny taranaky ny Kehatita, no tonian’ny mofo atao fanatitra ka mamboatra azy isan-tSabata.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

32 Ary i Benaià, taranak’i Kehata sady anankiray tamin’ireo levita, no tonian’ny mofo apetraka eo anatrehan’Andriamanitra ka namboatra azy isan-tsabata.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

32 Ary ny rahalahiny sasany, amin’ny taranak’i Kaata, no niadidy ny fanamboarana ho amin’ny isan-tsabata, ny mofo alahatra.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

32 Ary ny sasany tamin’ny rahalahiny, tamin’ny taranaky ny Kehatita, no tonian’ny mofo aseho hamboatra azy isan-tSabata.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

32 Ary ny sasany tamin'ny rahalahiny, tamin'ny taranaky ny Kehatita, no tonian'ny mofo aseho hamboatra azy isan-tSabata.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

32 Ny sasany tamin’ny rahalahiny, tamin’ny taranaky ny Kehatita, no tonian’ny mofo atao fanatitra ka mamboatra azy isan-tSabata.

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 9:32
5 Rohy Ifampitohizana  

Eo ambonin’io latabatra io no hametrahana ny mofo atolotra ho Ahy, ka hisy tsy tapaka eo anatrehako izany.


I Kehata no razan’ny Kehatita izay misy tarika efatra, dia ny Hamramita sy ny Jitseharita ary ny Hebrônita sy ny Hozielita.


Niditra tao an-tranon’Andriamanitra ry i Davida, ka nihinana ny mofo apetraka eo anatrehan’Andriamanitra izy mbamin’ny olona niaraka taminy; kanefa izany mofo izany tsy azon’izy ireo hanina fa natao ho an’ny mpisorona irery ihany!


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra