Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 9:15 - DIEM PROTESTANTA

15 i Bakboko, zanakalahin’i Heresa sy zafin’i Galala; i Matanià, zanakalahin’i Mikà sy zafin’i Zikrỳ ary zafiafin’i Asafa;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

15 i Bakbakara, i Haresy, i Galala ary Matania, zanak’i Mika, zanak’i Zikry, zanak’i Asafa;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

15 i Bakboko, zanakalahin’i Heresa sy zafin’i Galala; i Matanià, zanakalahin’i Mikà sy zafin’i Zikrỳ ary zafiafin’i Asafa;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

15 i Bakbakara, i Heresa, i Galala, i Matanià, zanak’i Mikà zanak’i Zekri zanak’i Asafa;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

15 ary Bakbakara sy Haresy sy Galala sy Matania, zanak’i Mika, zanak’i Zikry, zanak’i Asafa,

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

15 ary Bakbakara sy Haresy sy Galala sy Matania, zanak'i Mika, zanak'i Zikry, zanak'i Asafa,

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

15 i Bakbakara, i Haresy, i Galala ary Matania, zanak’i Mika, zanak’i Zikry, zanak’i Asafa;

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 9:15
11 Rohy Ifampitohizana  

Tamin’izay, dia velom-paniriana tampoka i Davida ka nanao hoe: –Iza no hitondra rano hosotroiko avy amin’ilay fantsakana eo akaikin’ny vavahadin’i Betlehema?


Tamin’ny taranak’i Joda, dia nisy 6 800 lahy mpitondra ampinga sy lefona sady vonona hiady.


Tamin’i Naftalỳ, dia nisy manamboninahitra arivo lahy arahin’ny miaramilany 37 000 nirongo ampinga sy lefona.


Ny an’ny zanakalahin’i Asafa dia ry i Zakora sy i Jôsefa ary i Netanià sy i Asarelà. Ireo zanakalahin’i Asafa ireo dia notarihin’i Asafa rainy izay nampita an-kira ny hafatr’Andriamanitra araka ny fitarihan’ny mpanjaka.


Teo ankavanan’i Hemàna no nipetrahan’i Asafa mpiventy hira namany. I Asafa dia zanakalahin’i Berekià sy zafin’i Simehà


Tamin’ny levita: dia i Semahià, zanakalahin’i Hasoba sy zafin’i Hazrikama ary zafiafin’i Hasabià izay isan’ny taranak’i Merarỳ;


i Hôbadià, zanakalahin’i Semahià sy zafin’i Galala ary zafiafin’i Jedotòna; i Berekià, zanakalahin’i Asà sy zafin’i Elkanà, izay nonina tao amin’ireo tanànan’ny Netôfatita.


i Mikà sy i Rehoba ary i Hasabià,


i Matanià zanakalahin’i Mikà sy zafin’i Zabdy ary zafiafin’i Asafa ka izy no mpiventy ny hira fiderana amin’ny fotoam-pivavahana; i Bakbokià rahalahin’i Matanià sady mpanampy azy amin’ny hira; ary i Habdà, zanakalahin’i Samoa sy zafin’i Galala ary zafiafin’i Jedotona.


Ny mpifehy ny levita tao Jerosalema dia i Hozy, zanakalahin’i Banỳ sy zafin’i Hasabià sy zafiafin’i Matanià ary zafin-dohalik’i Mikà; i Hozy dia anisan’ny tarik’i Asafa, ilay tarika mpihira miadidy ny fanompoana ao an-tranon’Andriamanitra.


Ny zanakalahin’i Jitsehara dia i Kôra sy i Nefega ary i Zikrỳ.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra