Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 9:14 - DIEM PROTESTANTA

14 Tamin’ny levita: dia i Semahià, zanakalahin’i Hasoba sy zafin’i Hazrikama ary zafiafin’i Hasabià izay isan’ny taranak’i Merarỳ;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

14 Tamin’ny levita dia i Semaia, zanak’i Hasoba, zanak’i Azrikama, zanak’i Hasabia, tamin’ny taranak’i Merary;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

14 Tamin’ny levita: dia i Semahià, zanakalahin’i Hasoba sy zafin’i Hazrikama ary zafiafin’i Hasabià izay isan’ny taranak’i Merarỳ;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

14 Ny tamin’ny Levita: i Semeià zanak’i Hasoba zanak’i Ezrikama zanak’i Hasebià, tamin’ny taranak’i Merarì;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

14 Ary tamin’ny Levita dia Semaia, zanak’i Hasoba, zanak’i Azrikama, zanak’i Hasabia, tamin’ny taranak’i Merary,

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

14 Ary tamin'ny Levita dia Semaia, zanak'i Hasoba, zanak'i Azrikama, zanak'i Hasabia, tamin'ny taranak'i Merary,

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

14 Tamin’ny levita dia i Semaia, zanak’i Hasoba, zanak’i Azrikama, zanak’i Hasabia, tamin’ny taranak’i Merary;

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 9:14
13 Rohy Ifampitohizana  

Ny amin’ny mpiandry vavahady, dia izao no fitsinjarana azy ho antokony: Tamin’ny taranak’i Kôra dia i Meselemià zanakalahin’i Kôra sady zafin’i Abiasafa.


Io Selômôta io sy ny havany no mpiandraikitra ny zavatra sarobidy voatokana ho an’Andriamanitra, dia ireo zavatra natokan’i Davida mpanjaka sy ireo loham-pianakaviany ary ny komandin-tafika mpifehy arivo sy mpifehy zato.


sy zafiafin’i Elkanà sy zafin-dohalik’i Jerôhama sy zafin-kitrokelin’i Eliela sy zafim-paladian’i Tôa


Teo ankavian’i Hemàna kosa i Etàna mpiventy hira naman-dry i Hemàna sy i Asafa. Avy amin’ny taranak’i Merarỳ izy, fa zanakalahin’i Kisy sy zafin’i Habdỳ sy zafiafin’i Malòka


nisy avy tamin’ny fokon’i Reobena, eny andafy atsinanan’i Jôrdàna tandrifin’i Jerikao: dia i Betsera any an-taniefitra sy i Jahatsa ary i Kedemôta sy i Mefahata mbamin’ny kijàna samy manodidina azy;


Ireo mbamin’ny mpisorona havany, izay samy lohan’ny fianakaviany avy, dia nisy 1 760: lehilahy mahery teo amin’ny fanaovana fanompoana tao an-tranon’Andriamanitra izy rehetra.


i Bakboko, zanakalahin’i Heresa sy zafin’i Galala; i Matanià, zanakalahin’i Mikà sy zafin’i Zikrỳ ary zafiafin’i Asafa;


ary koa ny naman’ireo: dia ry i Sekanià sy i Hôdoià, i Kelità sy i Pelaià ary i Hanàna,


Ny levita loham-pianakaviana dia natao an-tsoratra tanatin’ny boky firaketana ny zava-nitranga lehibe; saingy niafara tamin’ny andron’i Johanàna zafin’i Eliasiba izany.


Ny lohandohan’ny levita, izany hoe i Hasabià sy i Serebià ary i Jesoa mbamin’ny Binoy sy i Kadmiela, dia nifanatrika tamin’ireo levita namany mba hidera sy hisaotra an’Andriamanitra, rehefa tonga ny anjara fanompoany. Ny fandaharana nataon’i Davida olon’Andriamanitra no narahiny tamin’izany.


Toy izao no voaisa ho taranak’i Levỳ, araka ny tarika tao aminy: ny Gersônita avy tamin’i Gersôna; ny Kehatita avy tamin’i Kehata; ny Merarita avy tamin’i Merarỳ.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra