Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 8:32 - DIEM PROTESTANTA

32 I Miklôta no ray niteraka an’i Simeama: izy mianaka ireto dia niara-monina tamin’ny mpiray foko namany tany Jerosalema, ka nifanandrify fonenana taminy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

32 I Miklota no niteraka an’i Simea. Ireo koa dia niara-monina tamin’ny rahalahiny tany Jerosalema, dia ireo nifanandrify fonenana taminy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

32 I Miklôta no ray niteraka an’i Simeama: izy mianaka ireto dia niara-monina tamin’ny mpiray foko namany tany Jerosalema, ka nifanandrify fonenana taminy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

32 I Makelôta niteraka an’i Samaà. Nonina tao akaikin’ny rahalahiny koa ireo tao Jerosalema, niaraka tamin’ny rahalahiny.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

32 Ary Miklota niteraka an’i Simea. Ireo koa dia niara-nonina tamin’ny rahalahiny tany Jerosalema nifanandrify fonenana taminy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

32 Ary Miklota niteraka an'i Simea. Ireo koa dia niara-nonina tamin'ny rahalahiny tany Jerosalema nifanandrify fonenana taminy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

32 I Miklota no niteraka an’i Simea. Ireo koa dia niara-monina tamin’ny rahalahiny tany Jerosalema, dia ireo nifanandrify fonenana taminy.

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 8:32
4 Rohy Ifampitohizana  

Ireo rehetra ireo dia samy loham-pianakaviana ho an’ny taranany avy ary nonina tao Jerosalema.


sy i Gedôra mbamin’i Ahiao sy i Zekera ary i Miklôta.


I Nera no ray niteraka an’i Kisy; i Kisy, ray niteraka an’i Saoly; i Saoly, ray niteraka an-dry i Jônatàna sy i Melkisa ary i Abinadaba sy i Esbahala.


I Miklôta no ray niteraka an’i Simamy: izy mianaka ireto dia niara-nonina tamin’ny mpiray foko namany tany Jerosalema ka nifanandrify fonenana taminy.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra