Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 8:29 - DIEM PROTESTANTA

29 Tao Gibehôna no nonina i Jihiela, ilay mpanorina io tanàna io; ary ny anaran’ny vadiny dia i Mahekà.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

29 Tao Gibeona no nonenan’ny rain’i Gibeona, ary ny anaran’ny vadiny dia Maka.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

29 Tao Gibehôna no nonina i Jihiela, ilay mpanorina io tanàna io; ary ny anaran’ny vadiny dia i Mahekà.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

29 Tao Gabaôna no nonina ny rain’i Gabaôna, ary Maakà no anaran’ny vadiny.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

29 Ary tao Gibeona no nonenan’ny razamben’ny an’i Gibeona, ary ny anaran’ny vadiny dia Imaka,

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

29 Ary tao Gibeona no nonenan'ny razamben'ny an'i Gibeona, ary ny anaran'ny vadiny dia Imaka,

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

29 Tao Gibeona no nonenan’ny rain’i Gibeona, ary ny anaran’ny vadiny dia Maka.

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 8:29
5 Rohy Ifampitohizana  

Mbola nanana vadikely natao hoe Reomà i Nahôra ka niterahany an’i Teba sy i Gahama ary i Tahasa sy i Mahekà.


Ireo rehetra ireo dia samy loham-pianakaviana ho an’ny taranany avy ary nonina tao Jerosalema.


I Habdôna no zanany lahimatoa, dia i Tsoro sy i Kîsy, i Bahala sy i Nera, i Nadaba


Tao koa i Gibehôna, i Ramà, i Beerôta.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra