Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 8:28 - DIEM PROTESTANTA

28 Ireo rehetra ireo dia samy loham-pianakaviana ho an’ny taranany avy ary nonina tao Jerosalema.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

28 Ireo no loham-pianakaviany, samy loholona araka ny firazanany. Ireo no nonina tany Jerosalema.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

28 Ireo rehetra ireo dia samy loham-pianakaviana ho an’ny taranany avy ary nonina tao Jerosalema.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

28 Loham-pianakaviana ireo, samy loholona araka ny fiaviam-pianakaviany, ary nonina tao Jerosalema.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

28 Ireo no lohan’ny fianakaviany araka ny firazanany, dia samy loholona. Ireo no nonina tany Jerosalema.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

28 Ireo no lohan'ny fianakaviany araka ny firazanany, dia samy loholona. Ireo no nonina tany Jerosalema.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

28 Ireo no loham-pianakaviany, samy loholona araka ny firazanany. Ireo no nonina tany Jerosalema.

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 8:28
11 Rohy Ifampitohizana  

Tao Gibehôna no nonina i Jihiela, ilay mpanorina io tanàna io; ary ny anaran’ny vadiny dia i Mahekà.


I Miklôta no ray niteraka an’i Simeama: izy mianaka ireto dia niara-monina tamin’ny mpiray foko namany tany Jerosalema, ka nifanandrify fonenana taminy.


Tao Jerosalema no nonina ny sasany tamin’ny taranaky ry i Joda sy i Benjamîna ary i Efraîma sy i Manase.


Ireo àry no loham-pianakaviana teo amin’ny levita, dia loham-pianakaviana ho an’ny taranany avy, ary nonina tao Jerosalema.


Tamin’ny taranak’i Benjamîna: dia i Salò zanakalahin’i Mesolama sy zafin’i Hôdavià ary zafiafin’i Senoà;


Niorim-ponenana tao Jerosalema ireo lehiben’ny vahoaka; ary nanaovana antsapaka ny vahoaka sisa mba hahatonga ny ampahafolony honina ao Jerosalema tanàna masina, fa ny sivy toko kosa dia ho any amin’ny tanàna hafa.


Ireo Jebosita izay mponina tao Jerosalema kosa dia tsy voaroakan’ny taranak’i Joda, ka mbola miara-monina aminy ao Jerosalema mandraka androany.


i Tselà, i Elefa, ny tanànan’ny Jebosita (izany hoe i Jerosalema), i Gibehata, ary i Kiriata; izany hoe tanàn-dehibe 14 samy miampy ireo tanàna kely miankina aminy. Izany no zaratany nolovan’ny Benjaminita ho an’ireo tarika ao anatiny.


Fa ny Jebosita izay nonina tao Jerosalema kosa dia tsy voaroakan’ny taranak’i Benjamîna, ka mbola miara-nonina amin’ny taranak’i Benjamîna ao Jerosalema mandraka androany.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra