Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 8:10 - DIEM PROTESTANTA

10 i Jehotsy mbamin’i Sakeià ary i Mirmà. Ireo zanakalahin’i Saharaîma ireo dia samy lohan’ny fianakaviany avy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

10 i Jeoza, i Sakia ary i Mirma. Ireo no zanany lahy, samy loham-pianakaviany avy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

10 i Jehotsy mbamin’i Sakeià ary i Mirmà. Ireo zanakalahin’i Saharaîma ireo dia samy lohan’ny fianakaviany avy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

10 Ireo no zanany lahy, loham-pianakaviana.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

10 sy Jeoza sy Sakia ary Mirma. Ireo no zanani-lahy, samy lohan’ny fianakaviany avy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

10 sy Jeoza sy Sakia ary Mirma. Ireo no zananilahy, samy lohan'ny fianakaviany avy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

10 i Jeoza, i Sakia ary i Mirma. Ireo no zanany lahy, samy loham-pianakaviany avy.

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 8:10
2 Rohy Ifampitohizana  

I Hosîma koa efa niterahany an-dry i Abitoba sy i Elpahaly.


ka ireto avy no naterany tamin’i Hodesy vadiny: i Jôbaba sy i Tsibià, i Mesà sy i Malkama


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra