Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 7:40 - DIEM PROTESTANTA

40 Taranak’i Asera avokoa ireo: samy loham-pianakaviany avy, samy olomanga, samy lehilahy mahery, samy mpitondra mamiratra; ary dia 26 000 teo amin’ny taranak’i Asera no isan’ny miaramila mpiantafika.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

40 Ireo zanakalahin’i Asera rehetra ireo dia samy loham-pianakaviany ary olom-boafidy sady mahery ary lehiben’ny loham-pireneny avy. Ny nanisana azy, araka ny firazanany, dia enina arivo sy roa alina; izay no azo nalefa hanafika.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

40 Taranak’i Asera avokoa ireo: samy loham-pianakaviany avy, samy olomanga, samy lehilahy mahery, samy mpitondra mamiratra; ary dia 26 000 teo amin’ny taranak’i Asera no isan’ny miaramila mpiantafika.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

40 Zanak’i Asera avokoa ireo, lohan’ny fokom-pianakaviana, olom-boafantina sy mahery, lehiben’ny loham-pireneny, 26.000 no isany voasoratra, samy mahazo mitondra fiadiana hiantafika.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

40 Ireo zanakalahin’i Asera rehetra ireo dia samy lohan’ny fianakaviany, olom-boafidy sady mahery ary lehiben’ny loham-pireneny avy. Ary ny nanisana azy, araka ny firazanany, dia enina arivo amby roa alina no isan’ny azo nalefa hanafika.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

40 Ireo zanakalahin'i Asera rehetra ireo dia samy lohan'ny fianakaviany, olom-boafidy sady mahery ary lehiben'ny loham-pireneny avy. Ary ny nanisana azy, araka ny firazanany, dia enina arivo amby roa alina no isan'ny azo nalefa hanafika.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

40 Ireo zanakalahin’i Asera rehetra ireo dia samy loham-pianakaviany ary olom-boafidy sady mahery ary lehiben’ny loham-pireneny avy. Ny nanisana azy, araka ny firazanany, dia enina arivo sy roa alina; izay no azo nalefa hanafika.

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 7:40
5 Rohy Ifampitohizana  

Ny zanakalahin’i Holà dia i Ara sy i Haniela ary i Ritsià.


Ny naterak’i Benjamîna dia i Bela lahimatoa, i Asbela lahiaivo, i Aharà fahatelo,


Tamin’izany andro izany dia natao fanisana ny Benjaminita avy amin’ny tanàna manodidina, ka andiany 26 ny vatan-dehilahy kinga famely sabatra, afa-tsy ireo mponin’i Gibehà izay nanao fanisa-miaramila koa.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra