Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 7:31 - DIEM PROTESTANTA

31 Ny zanakalahin’i Berihà dia i Hebera sy i Malkiela: (ity Malkiela ity no mpanorina an’i Birzaîta).

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

31 Ny zanakalahin’i Beria dia i Ebera sy i Malkiela, rain’i Birzaita.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

31 Ny zanakalahin’i Berihà dia i Hebera sy i Malkiela: (ity Malkiela ity no mpanorina an’i Birzaîta).

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

31 Zanaka lahin’i Barià: i Hebera sy i Melkiela; izy no Barsaita.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

31 Ary ny zanakalahin’i Beria dia Hebera sy Malkiela, rain’i Birzavita.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

31 Ary ny zanakalahin'i Beria dia Hebera sy Malkiela, rain'i Birzavita.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

31 Ny zanakalahin’i Beria dia i Ebera sy i Malkiela, rain’i Birzaita.

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 7:31
3 Rohy Ifampitohizana  

I Asera sy ireo zanany lahy, dia i Jimnà sy i Jisvà ary i Jisvỳ sy i Berihà, fa i Serà kosa no anabaviny. Ary ny zanakalahin’i Berihà dia i Hebera sy i Malkiela.


Ny zanakalahin’i Asera dia ry i Jimnà sy i Jisvà ary i Jisvỳ sy i Berihà; (i Sera no anabavin’ireo).


I Hebera niteraka an-dry i Jafleta sy i Semera ary i Hôtama mirahalahy mbamin’i Sohà anabavin’ireo.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra