Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 7:30 - DIEM PROTESTANTA

30 Ny zanakalahin’i Asera dia ry i Jimnà sy i Jisvà ary i Jisvỳ sy i Berihà; (i Sera no anabavin’ireo).

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

30 Ny zanakalahin’i Asera dia i Jimna, i Jisva, i Jisvy ary i Beria; ny anabavin’ireo dia i Sera.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

30 Ny zanakalahin’i Asera dia ry i Jimnà sy i Jisvà ary i Jisvỳ sy i Berihà; (i Sera no anabavin’ireo).

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

30 Zanaka lahin’i Asera: i Jemnà, i Jesoà, i Jesoì, i Barià ary i Sarà anabavin’ireo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

30 Ny zanakalahin’i Asera dia Jimna sy Jisva sy Jisvy sy Beria; ary Sera no anabavin’ireo.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

30 Ny zanakalahin'i Asera dia Jimna sy Jisva sy Jisvy sy Beria; ary Sera no anabavin'ireo.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

30 Ny zanakalahin’i Asera dia i Jimna, i Jisva, i Jisvy ary i Beria; ny anabavin’ireo dia i Sera.

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 7:30
3 Rohy Ifampitohizana  

I Asera sy ireo zanany lahy, dia i Jimnà sy i Jisvà ary i Jisvỳ sy i Berihà, fa i Serà kosa no anabaviny. Ary ny zanakalahin’i Berihà dia i Hebera sy i Malkiela.


Ny zanakalahin’i Berihà dia i Hebera sy i Malkiela: (ity Malkiela ity no mpanorina an’i Birzaîta).


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra