Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 7:20 - DIEM PROTESTANTA

20 Ny zanakalahin’i Efraîma dia i Sotela sy i Hezera ary i Elehada. (I Bereda no zanakalahin’i Sotela, i Tahàna zanakalahin’i Bereda, i Elehadà zanakalahin’i Tahàna, i Tahata zanakalahin’i Elehadà,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

20 Ny zanakalahin’i Efraima dia i Sotela; i Bereda no zanakalahin’i Sotela; i Tahata no zanakalahin’i Bereda; i Elada no zanakalahin’i Tahata; i Tahata no zanakalahin’i Elada;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

20 Ny zanakalahin’i Efraîma dia i Sotela sy i Hezera ary i Elehada. (I Bereda no zanakalahin’i Sotela, i Tahàna zanakalahin’i Bereda, i Elehadà zanakalahin’i Tahàna, i Tahata zanakalahin’i Elehadà,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

20 Zanaka lahin’i Efraima: i Sotalà, i Bareda zanany, i Tahata zanany, i Eladà zanany, i Tahata zanany,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

20 Ary ny zanakalahin’i Efraima dia Sotela (Bareda no zanakalahin’i Sotela, Tahata no zanakalahin’i Bareda, Elada no zanakalahin’i Tahata, Tahata no zanakalahin’i Elada,

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

20 Ary ny zanakalahin'i Efraima dia Sotela (Bareda no zanakalahin'i Sotela, Tahata no zanakalahin'i Bareda, Elada no zanakalahin'i Tahata, Tahata no zanakalahin'i Elada,

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

20 Ny zanakalahin’i Efraima dia i Sotela; i Bereda no zanakalahin’i Sotela; i Tahata no zanakalahin’i Bereda; i Elada no zanakalahin’i Tahata; i Tahata no zanakalahin’i Elada;

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 7:20
3 Rohy Ifampitohizana  

Ny zanakalahin’i Semidà kosa dia i Ahiàna sy i Sekema ary i Likehỳ sy i Anihama.


i Zabada zanakalahin’i Tahata, i Sotela zanakalahin’i Zabada). I Hezera sy i Elehada dia novonoin’ireo lehilahy tompon-tany tao Gata ho faty, satria nidina hangalatra ny biby fiompiny.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra