Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 7:19 - DIEM PROTESTANTA

19 Ny zanakalahin’i Semidà kosa dia i Ahiàna sy i Sekema ary i Likehỳ sy i Anihama.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

19 Ny zanakalahin’i Semida dia i Ahiana, i Sekema, i Liky ary i Aniama.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

19 Ny zanakalahin’i Semidà kosa dia i Ahiàna sy i Sekema ary i Likehỳ sy i Anihama.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

19 Ny zanaka lahin’i Semidà dia i Ahina, i Sekema, i Lesia ary i Aniama.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

19 Ary ny zanakalahin’i Semida dia Ahiana sy Sekema sy Liky ary Aniama.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

19 Ary ny zanakalahin'i Semida dia Ahiana sy Sekema sy Liky ary Aniama.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

19 Ny zanakalahin’i Semida dia i Ahiana, i Sekema, i Liky ary i Aniama.

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 7:19
2 Rohy Ifampitohizana  

I Môleketa, anabavin’i Gilehada, dia niteraka an’i Isehôda sy i Abihezera ary i Mahalà.


Ny zanakalahin’i Efraîma dia i Sotela sy i Hezera ary i Elehada. (I Bereda no zanakalahin’i Sotela, i Tahàna zanakalahin’i Bereda, i Elehadà zanakalahin’i Tahàna, i Tahata zanakalahin’i Elehadà,


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra