Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 7:13 - DIEM PROTESTANTA

13 Ny zanakalahin’i Naftalỳ dia i Jahasiela sy i Gonỳ ary i Jetsera sy i Saloma: samy zafin’i Bilehà ireo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

13 Ny zanakalahin’i Naftaly dia i Jaziela, i Gonỳ, i Jezera, i Saloma, izay samy zanakalahin’i Bila.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

13 Ny zanakalahin’i Naftalỳ dia i Jahasiela sy i Gonỳ ary i Jetsera sy i Saloma: samy zafin’i Bilehà ireo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

13 Zanaka lahin’i Neftalì: i Jasiela, i Gonì, i Jesera ary i Seloma, zanaka lahin’i Balà.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

13 Ny zanakalahin’i Naftaly dia Jaziela sy Gony sy Jezera sy Saloma, samy zanakalahin’i Bila ireo.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

13 Ny zanakalahin'i Naftaly dia Jaziela sy Gony sy Jezera sy Saloma, samy zanakalahin'i Bila ireo.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

13 Ny zanakalahin’i Naftaly dia i Jaziela, i Gonỳ, i Jezera, i Saloma, izay samy zanakalahin’i Bila.

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 7:13
6 Rohy Ifampitohizana  

Fa raha mbola nipetraka tamin’izany faritany izany i Jakôba, dia lasa i Reobena nandry tamin’i Bilehà vadikelin-drainy. Nahare izany i Jakôba ka nisafoaka. Fa nisy roa ambin’ny folo ny zanakalahin’i Jakôba;


...sy i Sofama ary i Hofama. Ny zanakalahin’i Dana dia i Hosîma, izay zanany lahitokana.


Ny zanakalahin’i Manase dia i Asriela sy i Makira; ilay vehivavy sirianina, vadikelin’i Manase, no niteraka azy roa lahy. I Makira no rain’i Gilehada.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra