Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 6:7 - DIEM PROTESTANTA

7 Taranak’i Kehata: i Jitsehara zanakalahin’i Kehata, i Kôra zanakalahin’i Jitsehara, i Asiry zanakalahin’i Kôra

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

7 Ny zanakalahin’i Kehata dia i Aminadaba; i Kora no zanakalahin’i Aminadaba; i Asira no zanakalahin’i Kora;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

7 Taranak’i Kehata: i Jitsehara zanakalahin’i Kehata, i Kôra zanakalahin’i Jitsehara, i Asiry zanakalahin’i Kôra

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

7 Zanaka lahin’i Kaata: i Aminadaba zanany, i Kôre zanany, i Asira zanany,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

7 Ny zanakalahin’i Kehata dia Aminadaba, Kora no zanakalahin’i Aminadaba, Asira no zanakalahin’i Kora,

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

7 Ny zanakalahin'i Kehata dia Aminadaba, Kora no zanakalahin'i Aminadaba, Asira no zakalahin'i Kora,

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

7 Ny zanakalahin’i Kehata dia i Aminadaba; i Kora no zanakalahin’i Aminadaba; i Asira no zanakalahin’i Kora;

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 6:7
5 Rohy Ifampitohizana  

dia i Tsefanià zanakalahin’i Tahata sy zafin’i Asiry sy zafiafin’i Abiasafa sy zafin-dohalik’i Kôra


i Jôà zanakalahin’i Zimà, i Hidao zanakalahin’i Jôà, i Zera zanakalahin’i Hidao, ary i Jeôtray zanakalahin’i Zera.


i Elkanà zanakalahin’i Asiry, i Abiasafa zanakalahin’i Elkanà,


i Seraià, zanakalahin’i Hilkià sy zafin’i Mesolama sy zafiafin’i Tsadôka sy zafin-dohalik’i Meraiôta ary zafin-kitrokelin’i Ahitoba mpisorombe;


Kanefa ireo zanakalahin’i Kôra kosa tsy mba maty.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra