1Tantara 27:22 - DIEM PROTESTANTA22 Tamin’ny fokon’i Dana, dia i Hazarela zanakalahin’i Jerôhama. Ireo no filohan’ny fokon’i Israely. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201122 tamin’ny Dana dia i Azarela, zanakalahin’i Jerohama. Ireo no lohan’ireo fokon’ny Israely. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara22 Tamin’ny fokon’i Dana, dia i Hazarela zanakalahin’i Jerôhama. Ireo no filohan’ny fokon’i Israely. Jereo ny tokoBaiboly Katolika22 amin’i Dana, i Ezriela zanak’i Jerôhama. Ireo no lohan’ny fokon’i Israely. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy22 tamin’ny Dana dia Azarela, zanakalahin’i Jerohama. Ireo no lohan ny firenen’Isiraely. Jereo ny tokoMalagasy Bible22 tamin'ny Dana dia Azarela, zanakalahin'i Jerohama. Ireo no lohan'ny firenen'Isiraely. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache22 tamin’ny Dana dia i Azarela, zanakalahin’i Jerohama. Ireo no lohan’ireo fokon’ny Israely. Jereo ny toko |
Novorin’i Davida tany Jerosalema ny lehibe rehetra tamin’ny Israely: filohan’ireo foko, lehiben’ny andian-tafika manompo ny mpanjaka, komandin-tafika mpifehy arivo na mpifehy zato, mpiandraikitra ny fananana sy biby fiompy rehetra an’ny mpanjaka sy an-janany, tandapa, lehilahy mahery, izany hoe ny manampahefana rehetra.