Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 27:21 - DIEM PROTESTANTA

21 Tamin’ny antsasa-pokon’i Manase tao Gilehada, dia i Jidao zanakalahin’i Zakarià. Tamin’ny fokon’i Benjamîna, dia i Jahasiela zanakalahin’i Abnera.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

21 tamin’ny antsasaky ny fokon’i Manase tao Gileada dia Ido, zanakalahin’i Zakaria; tamin’ny Benjamina dia i Jasiela, zanakalahin’i Abnera;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

21 Tamin’ny antsasa-pokon’i Manase tao Gilehada, dia i Jidao zanakalahin’i Zakarià. Tamin’ny fokon’i Benjamîna, dia i Jahasiela zanakalahin’i Abnera.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

21 amin’ny antsasam-pokon’i Manase any Galaada, i Jadô zanak’i Zakariasa; amin’i Benjamina, i Jasiela zanak’i Abnera;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

21 tamin’ny antsasaky ny firenen’i Manase tao Gileada dia Ido, zanakalahin’i Zakaria; tamin’ny Benjamina dia Jasiela, zanakalahin’i Abnera;

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

21 tamin'ny antsasaky ny firenen'i Manase tao Gileada dia Ido, zanakalahin'i Zakaria; tamin'ny Benjamina dia Jasiela, zanakalahin'i Abnera;

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

21 tamin’ny antsasaky ny fokon’i Manase tao Gileada dia Ido, zanakalahin’i Zakaria; tamin’ny Benjamina dia i Jasiela, zanakalahin’i Abnera;

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 27:21
6 Rohy Ifampitohizana  

Rehefa tafaverina tao Hebrôna i Abinera, dia notaomin’i Jôaba hankeny am-bavahady toy ny hiresaka mangina aminy izy, kanjo notrobarany teo amin’ny kibony izy ka maty ho valin’ny nahafatesan’i Asahela rahalahiny.


Koa fantatry ny vahoakan’i Joda manontolo sy ny Israelita rehetra tamin’io andro io fa tsy baiko avy amin’ny mpanjaka mihitsy no nahafaty an’i Abinera zanakalahin’i Nera.


i Ahinadaba zanakalahin’i Hidao no tao amin’ny faritr’i Mahanaîma;


Tamin’ny fokon’i Efraîma, dia i Hôsea zanakalahin’i Hazazià. Tamin’ny antsasa-pokon’i Manase, dia i Jôela zanakalahin’i Pedaià.


Tamin’ny fokon’i Dana, dia i Hazarela zanakalahin’i Jerôhama. Ireo no filohan’ny fokon’i Israely.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra