Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 27:18 - DIEM PROTESTANTA

18 Tamin’ny fokon’i Joda, dia i Elihò izay isan’ny rahalahin’i Davida. Tamin’ny fokon’i Jisakara, dia i Hômrỳ zanakalahin’i Mikaela.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

18 tamin’ny Joda dia i Eliho, izay isan’ny rahalahin’i Davida; tamin’ny Isakara dia i Omry, zanakalahin’i Mikaela;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

18 Tamin’ny fokon’i Joda, dia i Elihò izay isan’ny rahalahin’i Davida. Tamin’ny fokon’i Jisakara, dia i Hômrỳ zanakalahin’i Mikaela.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

18 amin’i Jodà, i Eliò rahalahin’i Davida; amin’i Isakara, i Amrì zanak’i Mikaela;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

18 tamin’ny Joda dia Eliho, izay isan’ny rahalahin’i Davida; tamin’ny Isakara dia Omry, zanakalahin’i Mikaela;

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

18 tamin'ny Joda dia Eliho, izay isan'ny rahalahin'i Davida; tamin'ny Isakara dia Omry, zanakalahin'i Mikaela;

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

18 tamin’ny Joda dia i Eliho, izay isan’ny rahalahin’i Davida; tamin’ny Isakara dia i Omry, zanakalahin’i Mikaela;

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 27:18
6 Rohy Ifampitohizana  

ary i Jesè no ray niteraka azy fito mirahalahy ireto: dia i Eliaba sy i Abinadaba, i Simehà


Tamin’ny fokon’i Levỳ, dia i Hasabià zanakalahin’i Kemoela. Tamin’ny taranak’i Aharôna, dia i Tsadôka.


Tamin’ny fokon’i Zebolòna, dia i Jismahià zanakalahin’i Hôbadià. Tamin’ny fokon’i Naftalỳ, dia i Jerimôta zanakalahin’i Hazriela.


Rehefa tonga izy ireo, dia tazan’i Eliaba i Samoela, ka hoy izy hoe: «Ity mijoro eto anatrehany ity tokoa ilay nofinidin’ny TOMPO.»


Ny zanany telolahy zokiny, i Eliaba sy i Abinadaba ary i Samà, dia voaantso miaramila ka niara-niantafika tamin’i Saoly. Fa i Davida kosa, ilay zandriny indrindra,


Ary hoy i Davida hoe: –Fa inona izao no nataoko? Moa tsy mahazo manontany ve aho?


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra