Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 27:17 - DIEM PROTESTANTA

17 Tamin’ny fokon’i Levỳ, dia i Hasabià zanakalahin’i Kemoela. Tamin’ny taranak’i Aharôna, dia i Tsadôka.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

17 tamin’ny levita dia i Hasabia, zanakalahin’i Kemoela; tamin’ny Aronita dia i Zadoka;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

17 Tamin’ny fokon’i Levỳ, dia i Hasabià zanakalahin’i Kemoela. Tamin’ny taranak’i Aharôna, dia i Tsadôka.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

17 amin’ny Levita: i Hasabiasa zanak’i Kamoela; amin’ny fianakavian’i Aarôna, i Sadôka;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

17 tamin’ny Levita dia Hasabia, zanakalahin’i Kemoela; tamin’ny Aronita dia Zadoka;

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

17 tamin'ny Levita dia Hasabia, zanakalahin'i Kemoela; tamin'ny Aronita dia Zadoka;

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

17 tamin’ny levita* dia i Hasabia, zanakalahin’i Kemoela; tamin’ny Aronita dia i Zadoka;

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 27:17
8 Rohy Ifampitohizana  

sy niampy an’i Tsadôka, tovolahy maherifo, niaraka tamin’ny 22 lahy samy filoha teo amin’ny fianakavian-drainy.


Toraka ireo rahalahiny, taranak’i Aharôna, ny levita koa dia mba notsinjaraina fanompoana tamin’ny antsapaka teo anatrehan’i Davida mpanjaka, teo anatrehan’i Tsadôka sy i Abimelèka, ary teo anatrehan’ny loham-pianakavian’ny mpisorona sy ny loham-pianakavian’ny levita: samy natao antsapaka mifanarakaraka na ny fianakavian’ny zokiny na ny fianakavian’ny zandriny.


Hita ho maro kokoa ireo lehilahy loham-pianakaviana tamin’ny taranak’i Elehazara noho ny tamin’ny taranak’i Itamara; ka ny taranak’i Elehazara dia notsinjaraina hisy loham-pianakaviana 16, ary ny taranak’i Itamara dia notsinjaraina hisy loham-pianakaviana valo.


Tamin’ny taranak’i Hebrôna, dia i Hasabià sy ny havany, izay nisy olom-banona 1 700 lahy, no mpifehy ny faritr’i Israely andrefan’i Jôrdàna amin’ny raharaha rehetra momba ny TOMPO sy momba ny fanompoana ny mpanjaka.


Ireto avy no filohan’ny fokon’i Israely: Tamin’ny fokon’i Reobena, dia i Elihezera zanakalahin’i Zikrỳ. Tamin’ny fokon’i Simehôna, dia i Sefatià zanakalahin’i Mahekà.


Tamin’ny fokon’i Joda, dia i Elihò izay isan’ny rahalahin’i Davida. Tamin’ny fokon’i Jisakara, dia i Hômrỳ zanakalahin’i Mikaela.


i Tsadôka zanakalahin’i Ahitoba, ary i Ahimahatsa zanakalahin’i Tsadôka.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra