Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 27:19 - DIEM PROTESTANTA

19 Tamin’ny fokon’i Zebolòna, dia i Jismahià zanakalahin’i Hôbadià. Tamin’ny fokon’i Naftalỳ, dia i Jerimôta zanakalahin’i Hazriela.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

19 tamin’ny Zebolona dia i Jismaia, zanakalahin’i Obadia; tamin’ny Naftaly dia i Jerimota, zanakalahin’i Azriela;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

19 Tamin’ny fokon’i Zebolòna, dia i Jismahià zanakalahin’i Hôbadià. Tamin’ny fokon’i Naftalỳ, dia i Jerimôta zanakalahin’i Hazriela.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

19 amin’i Zabolôna, i Jesmaiasa zanak’i Abdiasa; amin’i Neftalì, i Jerimota zanak’i Osriela;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

19 tamin’ny Zebolona dia Jismaia, zanakalahin’i Obadia; tamin’ny Naftaly dia Jerimota, zanakalahin’i Azriela;

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

19 tamin'ny Zebolona dia Jismala, zanakalahin'i Obadia; tamin'ny Naftaly dia Jerimota, zanakalahin'i Azriela;

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

19 tamin’ny Zebolona dia i Jismaia, zanakalahin’i Obadia; tamin’ny Naftaly dia i Jerimota, zanakalahin’i Azriela;

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 27:19
3 Rohy Ifampitohizana  

i Jismahià, avy any Gibehôna, lehilahy mahery tao amin’ny «andian’ny telopolo lahy», sady anankiray amin’ny lehibeny;


Tamin’ny fokon’i Joda, dia i Elihò izay isan’ny rahalahin’i Davida. Tamin’ny fokon’i Jisakara, dia i Hômrỳ zanakalahin’i Mikaela.


Tamin’ny fokon’i Efraîma, dia i Hôsea zanakalahin’i Hazazià. Tamin’ny antsasa-pokon’i Manase, dia i Jôela zanakalahin’i Pedaià.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra