Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 26:30 - DIEM PROTESTANTA

30 Tamin’ny taranak’i Hebrôna, dia i Hasabià sy ny havany, izay nisy olom-banona 1 700 lahy, no mpifehy ny faritr’i Israely andrefan’i Jôrdàna amin’ny raharaha rehetra momba ny TOMPO sy momba ny fanompoana ny mpanjaka.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

30 Tamin’ny Hebronita dia i Hasabia sy ny rahalahiny, lehilahy mahay fitonjato sy arivo, no mpifehy tamin’ny Israely tany andafy andrefan’i Jordana, mpifehy ny amin’ny raharaha rehetra ho an’NY TOMPO sy ny fanompoana ny mpanjaka.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

30 Tamin’ny taranak’i Hebrôna, dia i Hasabià sy ny havany, izay nisy olom-banona 1 700 lahy, no mpifehy ny faritr’i Israely andrefan’i Jôrdàna amin’ny raharaha rehetra momba ny TOMPO sy momba ny fanompoana ny mpanjaka.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

30 Tamin’ny Hebrônita, dia i Hasabiasa mbamin’ireo rahalahiny samy lehilahy mahery fo, 1.700 no isany, no nifehy an’i Israely teny an-dafin’i Jordany any andrefana, amin’ny raharaha rehetra momba an’i Iaveh sy ny fanompoana ny mpanjaka.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

30 Ary tamin’ny Hebronita dia Hasabia sy ny rahalahiny, lehilahy mahay fiton-jato amby arivo, no mpifehy tamin’ny Isiraely tany an-dafy andrefan’i Jordana ny amin’ny raharaha rehetra ho an’i Jehovah sy ny fanompoana ny mpanjaka.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

30 Ary tamin'ny Hebronita dia Hasabia sy ny rahalahiny, lehilahy mahay fiton-jato amby arivo, no mpifehy tamin'ny Isiraely tany an-dafy andrefan'i Jordana ny amin'ny raharaha rehetra ho an'i Jehovah sy ny fanompoana ny mpanjaka.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

30 Tamin’ny Hebronita dia i Hasabia sy ny rahalahiny, lehilahy mahay fitonjato sy arivo, no mpifehy tamin’ny Israely tany andafy andrefan’i Jordana, mpifehy ny amin’ny raharaha rehetra ho an’NY TOMPO sy ny fanompoana ny mpanjaka.

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 26:30
5 Rohy Ifampitohizana  

Ny zanakalahin’i Kehata dia efatra: i Hamrama sy i Jitsehara ary i Hebrôna sy i Hoziela.


Ny zanakalahin’i Hebrôna dia i Jerià no lahimatoa, i Amarià no lahiaivo, i Jahaziela no fahatelo, ary i Jekamehama no fahefatra.


Tamin’ny fokon’i Levỳ, dia i Hasabià zanakalahin’i Kemoela. Tamin’ny taranak’i Aharôna, dia i Tsadôka.


Ary indro i Amarià mpisorombe no ho lehibenareo amin’ny raharaham-pivavahana rehetra; ary i Zebadià, zanakalahin’i Jismahela sady mpifehy ny taranak’i Joda, no ho lehibenareo amin’ny raharaham-panjakana rehetra. Ny levita no ho mpitantsoratra hanampy anareo. Mahereza, ka mahefà, ary ny TOMPO anie hiaraka amin’izay manao ny tsara!


I Kehata no razan’ny Kehatita izay misy tarika efatra, dia ny Hamramita sy ny Jitseharita ary ny Hebrônita sy ny Hozielita.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra