Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 26:29 - DIEM PROTESTANTA

29 Tamin’ny taranak’i Jitsehara, dia i Kenanià sy ny zanany no voatendry hanao ny raharaha fandaminana teo amin’i Israely, ka ho mpifehy sy mpitsara.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

29 Tamin’ny Jizarita dia i Kenania sy ny zanany no voatendry ho amin’ny raharaha ivelany amin’ny Israely ka ho mpifehy sy mpitsara.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

29 Tamin’ny taranak’i Jitsehara, dia i Kenanià sy ny zanany no voatendry hanao ny raharaha fandaminana teo amin’i Israely, ka ho mpifehy sy mpitsara.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

29 Tamin’ny Isaarita, dia i Koneniasa mbamin’ireo zanany no voatendry ho amin’ny raharaha ivelany amin’i Israely, ho mpanoratra sy mpitsara.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

29 Tamin’ny Jizarita dia Kenania sy ny zanany no voatendry ho amin’ny raharaha ivelany amin’ny Isiraely, dia ho mpifehy sy mpitsara.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

29 Tamin'ny Jizarita dia Kenania sy ny zanany no voatendry ho amin'ny raharaha ivelany amin'ny Isiraely, dia ho mpifehy sy mpitsara.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

29 Tamin’ny Jizarita dia i Kenania sy ny zanany no voatendry ho amin’ny raharaha ivelany amin’ny Israely ka ho mpifehy sy mpitsara.

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 26:29
11 Rohy Ifampitohizana  

Ny zanakalahin’i Kehata dia efatra: i Hamrama sy i Jitsehara ary i Hebrôna sy i Hoziela.


Ary hoy i Davida hoe: ny 24 000 amin’ireo ho tonian’ny asa fanorenana ny tranon’ny TOMPO; ny enina arivo ho mpitantsoratra sy ho mpitsara;


Ho an’ny Hamramita sy Jitseharita ary Hebrônita sy Hozielita,


Ny zavatra rehetra, natokan’i Samoela mpaminany manam-pahitana sy natokan’i Saoly zanakalahin’i Kisy ary natokan’Abnera zanakalahin’i Nera sy natokan’i Jôaba zanakalahin’i Tseroià ho an’Andriamanitra, dia i Selômôta sy ny havany no mpiandraikitra ny fitahirizana azy.


ka natao tonian’ny mpitondra entana sy mpibaiko ny mpiasa rehetra araka ny anton-draharahany avy; ary tamin’ny levita koa dia nisy mpanoratra sy mpifehy ary mpiandry varavarana.


i Sabetahy sy i Jôzabada, anisan’ny lohandohan’ny levita sady tonian’ny raharaha teo ivelan’ny tranon’Andriamanitra;


I Kehata no razan’ny Kehatita izay misy tarika efatra, dia ny Hamramita sy ny Jitseharita ary ny Hebrônita sy ny Hozielita.


Mety misy raharaha sarotra loatra ho an’ny fitsarana ao an-tanànanareo ka tsy efanareo, na momba ny vonoan’olona izany na ady ifanolanana na fandratrana olona na zavatra hafa ifandirana. Raha mitranga izany, dia hiainga ianareo ka hiakatra any amin’ny toerana izay hofidin’ny TOMPO Andriamanitrareo.


Hanatona an’ireo Levita mpisorona sy ilay mpitsara tompon-draharaha ianareo ka hanontany azy, dia hambarany aminareo ny didim-pitsarana.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra