1Tantara 26:28 - DIEM PROTESTANTA28 Ny zavatra rehetra, natokan’i Samoela mpaminany manam-pahitana sy natokan’i Saoly zanakalahin’i Kisy ary natokan’Abnera zanakalahin’i Nera sy natokan’i Jôaba zanakalahin’i Tseroià ho an’Andriamanitra, dia i Selômôta sy ny havany no mpiandraikitra ny fitahirizana azy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201128 Ary izay rehetra nohamasinin’i Samoela mpahita sy i Saoly, zanak’i Kisy ary i Abnera, zanak’i Nera sy i Joaba, zanak’i Zeroia, eny, izay rehetra nohamasininy, dia i Selomota sy ny rahalahiny no nitahiry izany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara28 Ny zavatra rehetra, natokan’i Samoela mpaminany manam-pahitana sy natokan’i Saoly zanakalahin’i Kisy ary natokan’Abnera zanakalahin’i Nera sy natokan’i Jôaba zanakalahin’i Tseroià ho an’Andriamanitra, dia i Selômôta sy ny havany no mpiandraikitra ny fitahirizana azy. Jereo ny tokoBaiboly Katolika28 Ny zavatra rehetra natokan’i Samoela mpahita, i Saola zanak’i Kisa, i Abnera zanak’i Nera, i Jôaba zanak’i Sarvià sy ny olon-kafa na iza na iza dia teo am-pelatanan’i Selemita mbamin’ireo rahalahiny avokoa. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy28 Ary izay rehetra nohamasinin’i Samoela mpahita sy Saoly, zanak’i Kisy, sy Abnera, zanak’i Nera, sy Joaba, zanak’i Zeroia, dia izay rehetra nohamasininy, dia Selomota sy ny rahalahiny no nitahiry izany. Jereo ny tokoMalagasy Bible28 Ary izay rehetra nohamasinin'i Samoela mpahita sy Saoly, zanak'i Kisy, sy Abnera, zanak'i Nera, sy Joaba, zanak'i Zeroia, dia izay rehetra nohamasininy, dia Selomota sy ny rahalahiny no nitahiry izany. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache28 Ary izay rehetra nohamasinin’i Samoela mpahita sy i Saoly, zanak’i Kisy ary i Abnera, zanak’i Nera sy i Joaba, zanak’i Zeroia, eny, izay rehetra nohamasininy, dia i Selomota sy ny rahalahiny no nitahiry izany. Jereo ny toko |
Dia hoy i Saoly hoe: –Marina ny anao; andeha àry isika ho any. Ary lasa izy ireo nankany an-tanànan’ilay lehilahin’Andriamanitra. Teny an-dalana izy ireo dia sendra tovovavy nandeha hantsaka izay nanontaniany hoe: –Ao ihany ve ilay mpahita izay? (Fahiny teo amin’ny Israely dia fanaon’ny olona izay te hanontany mivantana an’Andriamanitra ny manao hoe: «Andeha isika ho any amin’ny mpahita.» Fa izay antsoina ankehitriny hoe «mpaminany» manko no nantsoina taloha hoe «mpahita.»)