Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 26:27 - DIEM PROTESTANTA

27 Tamin’ny fitaovana azon’ireo tamin’ny ady mantsy no nisy nanokanany mba hoenti-miahy ny tranon’ny TOMPO.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

27 Tamin’ny zavatra azony babo tamin’ny ady dia nisy nohamasininy hoenti-manamboatra ny tranon’NY TOMPO.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

27 Tamin’ny fitaovana azon’ireo tamin’ny ady mantsy no nisy nanokanany mba hoenti-miahy ny tranon’ny TOMPO.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

27 Ny babo azo tamin’ny ady no nanokanan’izy ireo izany hoenti-miahy ny tranon’i Iaveh.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

27 Tamin’ny babo izay azony tamin’ny ady nisy nohamasininy ho enti-manamboatra ny tranon’i Jehovah.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

27 Tamin'ny babo izay azony tamin'ny ady nisy nohamasininy ho enti-manamboatra ny tranon'i Jehovah.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

27 Tamin’ny zavatra azony babo tamin’ny ady dia nisy nohamasininy hoenti-manamboatra ny tranon’NY TOMPO.

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 26:27
8 Rohy Ifampitohizana  

Natokan’i Davida mpanjaka ho an’ny TOMPO ireo fanaka ireo, tahaka ny nanokanany ny volafotsy sy ny volamena azony tamin’ireo firenena hafa rehetra efa resiny,


Nefa tsy mba nanaovana koveta na antsy na tsatokaty famafazana, na trompetra na zavatra hafa vita volamena na volafotsy ireny fanomezana nentina tao an-tranon’ny TOMPO ireny.


Ireo fanaka ireo koa dia natokan’i Davida mpanjaka ho an’ny TOMPO, niaraka tamin’ny volafotsy sy volamena izay nentiny avy any amin’ny firenena hafa rehetra: dia ny Edômita sy Môabita ary Hamônita mbamin’ny Filistinina sy Hamalekîta.


Io Selômôta io sy ny havany no mpiandraikitra ny zavatra sarobidy voatokana ho an’Andriamanitra, dia ireo zavatra natokan’i Davida mpanjaka sy ireo loham-pianakaviany ary ny komandin-tafika mpifehy arivo sy mpifehy zato.


Ny zavatra rehetra, natokan’i Samoela mpaminany manam-pahitana sy natokan’i Saoly zanakalahin’i Kisy ary natokan’Abnera zanakalahin’i Nera sy natokan’i Jôaba zanakalahin’i Tseroià ho an’Andriamanitra, dia i Selômôta sy ny havany no mpiandraikitra ny fitahirizana azy.


Rehefa vita ny asa rehetra nataon’i Salômôna ho an’ny tranon’ny TOMPO, dia nasainy nentina ny zavatra efa natokan’i Davida rainy ho an’Andriamanitra, dia ny volafotsy sy volamena ary ny kojakoja isan-karazany, ka napetrany tao amin’ny efitrano fitahirizan-drakitry ny tranon’Andriamanitra.


Ny volafotsy sy volamena rehetra ary ny fanaka rehetra halimo sy vy dia hatokana ho Azy TOMPO ka haiditra ao amin’ny firaketan’ny TOMPO.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra