Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 2:34 - DIEM PROTESTANTA

34 Tsy nisy zazalahy ny zanak’i Sesàna fa zazavavy avokoa. I Sesàna kosa nanana mpanompo ejiptianina iray: i Jarehà no anarany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

34 Tsy nanana zanakalahy i Sesana fa vavy avokoa. Nanana mpanompo ejiptiana i Sesana, i Jara no anarany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

34 Tsy nisy zazalahy ny zanak’i Sesàna fa zazavavy avokoa. I Sesàna kosa nanana mpanompo ejiptianina iray: i Jarehà no anarany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

34 Tsy nitera-dahy i Sesàna, fa nanan-janaka vavy izy. Nanana ankizy lahy Ejiptianina anankiray izy, atao hoe i Jeraà,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

34 Ary Sesana tsy nanana zanakalahy, fa vavy avokoa. Ary Sesana nanana mpanompo Egyptiana, Jara no anarany.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

34 Ary Sesana tsy nanana zanakalahy, fa vavy avokoa. Ary Sesana nanana mpanompo Egyptiana, Jara no anarany.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

34 Tsy nanana zanakalahy i Sesana fa vavy avokoa. Nanana mpanompo ejiptiana i Sesana, i Jara no anarany.

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 2:34
3 Rohy Ifampitohizana  

Ny zanakalahin’i Apaîma dia i Jisehỳ; ny zanakalahin’i Jisehỳ dia i Sesàna; ary ny zanakalahin’i Sesàna dia i Ahelay.


Ary ny zanakalahin’i Jônatàna dia i Peleta sy i Zazà. Ireo avy no taranak’i Jerehimeela.


Koa nomen’i Sesàna ho vadin’i Jarehà mpanompony ny zanany vavy anankiray ka niteraka an’i Hatahy.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra