1Tantara 2:22 - DIEM PROTESTANTA22 I Segoba no ray niteraka an’i Jaîro izay nanana tanàna telo amby roapolo tao amin’ny tanin’i Gilehada. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201122 ary i Segoba no niteraka an’i Jaira, izay nanana tanàna madinika telo amby roapolo tany amin’ny tany Gileada. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara22 I Segoba no ray niteraka an’i Jaîro izay nanana tanàna telo amby roapolo tao amin’ny tanin’i Gilehada. Jereo ny tokoBaiboly Katolika22 I Segoba niteraka an’i Jaira, izay nanana tanàna 23 tany amin’ny tany Galaada. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy22 ary Segoba niteraka an’i Jaira, izay nanana tanàna madinika telo amby roa-polo tany amin’ny tany Gileada. Jereo ny tokoMalagasy Bible22 ary Segoba niteraka an'i Jaira, izay nanana tanàna madinika telo amby roa-polo tany amin'ny tany Gileada. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache22 ary i Segoba no niteraka an’i Jaira, izay nanana tanàna madinika telo amby roapolo tany amin’ny tany Gileada. Jereo ny toko |