1Tantara 16:34 - DIEM PROTESTANTA34 Miderà ny TOMPO ianareo fa tsara Izy: Eny, maharitra mandrakizay ny fitiavany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201134 Miderà NY TOMPO fa tsara Izy, fa mandrakizay ny famindrampony! Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara34 Miderà ny TOMPO ianareo fa tsara Izy: Eny, maharitra mandrakizay ny fitiavany. Jereo ny tokoBaiboly Katolika34 Miderà an’i Iaveh fa tsara Izy, fa maharitra mandrakizay ny famindram-pony. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy34 Miderà an’i Jehovah, fa tsara Izy: Fa mandrakizay ny famindrampony. Jereo ny tokoMalagasy Bible34 Miderà an'i Jehovah, fa tsara Izy: Fa mandrakizay ny famindram-pony. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache34 Miderà NY TOMPO fa tsara Izy, fa mandrakizay ny famindrampony! Jereo ny toko |
Niombona toy ny feo tokana no fandrenesana ny mpitsoka trompetra sy ny mpihira, fony izy nidera sy nisaotra ny TOMPO. Ary rehefa nanandratra ny feony izy sady nampaneno ny trompetra sy ny kipantsona mbamin’ny zava-maneno isan-karazany, ka nihira hoe: «Miderà ny TOMPO fa tsara Izy; eny, maharitra mandrakizay ny fitiavany», dia feno rahona ny tranon’ny TOMPO;
ny kotaban’ny fety sy ny horakora-pifaliana. Ho re ao indray ny hiran’ny mpanambady; ho re ao indray ny hira manao hoe: Derao ny TOMPOn’izao rehetra izao, fa tsara Izy; eny, maharitra mandrakizay ny fitiavany. Izany no hiran’ireo mitondra sorom-pisaorana mankao an-tranoko. Eny, hoy Izaho TOMPO, haveriko amin’ny laoniny toy ny fahiny izany tany izany.»