1Tantara 15:14 - DIEM PROTESTANTA14 Dia nanao ny fomba fidiovana ny mpisorona sy ny levita mba hampakatra ny Vatamasin’ny TOMPO Andriamanitr’i Israely. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201114 Dia nanamasina ny tenany ny mpisorona sy ny levita mba hampiakatra ny vata misy ny faneken’NY TOMPO, Andriamanitry ny Israely. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara14 Dia nanao ny fomba fidiovana ny mpisorona sy ny levita mba hampakatra ny Vatamasin’ny TOMPO Andriamanitr’i Israely. Jereo ny tokoBaiboly Katolika14 Dia nanamasin-tena ny mpisorona sy ny Levita, mba hampiakatra ny fiaran’i Iaveh Andriamanitr’i Israely. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy14 Dia nanamasina ny tenany ny mpisorona sy ny Levita hampakatra ny fiaran’i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely. Jereo ny tokoMalagasy Bible14 Dia nanamasina ny tenany ny mpisorona sy ny Levita hampakatra ny fiaran'i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache14 Dia nanamasina ny tenany ny mpisorona sy ny levita mba hampiakatra ny vata misy ny faneken’NY TOMPO, Andriamanitry ny Israely. Jereo ny toko |
Vitsy loatra ny mpisorona teo ka tsy nahendaka ny hoditr’ireo biby rehetra natao sorona dorana manontolo, dia nanampy azy ny levita mpiray foko aminy mandra-pahavitan’ny raharaha; ary toy izany hatrany no natao mandra-pahavitan’ireo mpisorona sasany ny fidiovan-tenany, satria ny levita dia nazoto kokoa noho ny mpisorona tamin’ny fidiovan-tena.