Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 14:16 - DIEM PROTESTANTA

16 Dia nanao araka izay nandidian’Andriamanitra azy i Davida, ka nandresy ny tafiky ny Filistinina hatreo Gibehôna ka hatrany Gezera.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

16 Dia nanatanteraka izay nandidian’Andriamanitra azy i Davida ka namely ny miaramilan’ny Filistina hatrany Gibeona ka hatrany Gezera.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

16 Dia nanao araka izay nandidian’Andriamanitra azy i Davida, ka nandresy ny tafiky ny Filistinina hatreo Gibehôna ka hatrany Gezera.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

16 Dia nataon’i Davida izay nandidian’Andriamanitra azy, ka nandresy ny tafiky ny Filistinina, hatrany Gabaôna ka hatrany Gazera izy ireo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

16 Ary dia nanao araka izay nandidian’Andriamanitra azy Davida, ka dia namely ny miaramilan’ny Filistina hatrany Gibeona ka hatrany Gazera izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

16 Ary dia nanao araka izay nandidian'Andriamanitra azy Davida, ka dia namely ny miaramilan'ny Filistina hatrany Gibeona ka hatrany Gazera izy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

16 Dia nanatanteraka izay nandidian’Andriamanitra azy i Davida ka namely ny miaramilan’ny Filistina hatrany Gibeona ka hatrany Gezera.

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 14:16
12 Rohy Ifampitohizana  

Dia notanterahin’i Noà izany; ka araka izay rehetra efa nandidian’Andriamanitra azy no nataony.


Dia nanao araka ny nandidian’ny TOMPO azy i Davida ka nandresy ny Filistinina hatreo Geba ka hatrany Gezera.


Ary rehefa mahare hoatra ny figodongodon’olona eny an-tendron-kazo ianao, dia miaingà amin’izay hiady, satria efa miainga mialoha anao Andriamanitra mba handresy ny tafiky ny Filistinina.


Dia niely eran’ny tany rehetra ny lazan’i Davida, ary nataon’ny TOMPO matahotra an’i Davida ny firenena rehetra.


Taorian’izany, dia nisy ady tamin’ny Filistinina tao Gezera. Tamin’izay i Sibekay, avy any Hosà, no nahafaty an’i Sipay isan’ny taranak’i Rafà; ka dia voaetry ny Filistinina.


Fa toy ny teo an-tendrombohitra Peratsima no hirotsahan’ny TOMPO an-tsehatra, ary toy ny tao amin’ny lemak’i Gibehôna no hihetsehany hanao ny asany sy hanatanteraka ny zavatra ataony. Kanefa asa hafa kely izany, zavatra tsy araka ny mahazatra.


Raha azonareo izany, dia sambatra ianareo raha manao izany.


Ianareo no sakaizako, raha manatanteraka izay andidiako anareo:


Dia hoy ny renin’i Jesoa tamin’ireo mpanompo: –Na inona na inona lazainy aminareo dia ataovy!


Ary ny taranak’i Efraîma dia tsy nandroaka ny Kanahanita izay nonina tao Gezera. Koa mbola miara-monina aminy ihany ireny kanahanita ireny mandraka androany, ary nampanaoviny asa fanompoana.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra