1Tantara 14:1 - DIEM PROTESTANTA1 Nandefa iraka ho any amin’i Davida i Hirama mpanjakan’i Tiro, sady nandefa hazo sedera sy mpipai-bato ary mpandrafitra hazo mba hanao lapa ho azy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20111 Ary nandefa iraka tany amin’i Davida i Hirama, mpanjakan’i Tiro, sady nampanatitra hazo sedera ho azy no nandefa mpanao trano vato sy mpandrafitra hanao trano koa. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara1 Nandefa iraka ho any amin’i Davida i Hirama mpanjakan’i Tiro, sady nandefa hazo sedera sy mpipai-bato ary mpandrafitra hazo mba hanao lapa ho azy. Jereo ny tokoBaiboly Katolika1 Ary i Hirama mpanjakan’i Tira, nandefa iraka tany amin’i Davida nitondra hazo sedera sy tambato ary mpandrafitra, hanao trano ho azy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy1 ARY Hirama, mpanjakan’i Tyro, naniraka olona tany amin’i Davida sady nampanatitra hazo sedera ary nandefa mpanao trano vato sy mpandrafitra hanao trano ho azy. Jereo ny tokoMalagasy Bible1 Ary Hirama, mpanjakan'i Tyro, naniraka olona tany amin'i Davida sady nampanatitra hazo sedera ary nandefa mpanao trano vato sy mpandrafitra hanao trano ho azy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache1 Ary nandefa iraka tany amin’i Davida i Hirama, mpanjakan’i Tiro, sady nampanatitra hazo sedera ho azy no nandefa mpanao trano vato sy mpandrafitra hanao trano koa. Jereo ny toko |
Fa indro aho efa hanao trano ho voninahitry ny TOMPO Andriamanitro, dia trano izay hatokako ho Azy; ao no handoroana vovo-javamanitra eo anatrehan’ny Tompo sy hasiana ny mofo apetraka tsy tapaka ary hanolorana sorona dorana manontolo, dia ny sorona dorana manontolo isa-maraina sy isan-kariva ary koa izay fanao amin’ny sabata sy amin’ny voaloham-bolana ary amin’ny fetin’ny TOMPO Andriamanitray; ho fepetra raikitra ho an’ny Israelita izany.