Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 13:14 - DIEM PROTESTANTA

14 Telo volana no nipetrahan’ny vatamasin’Andriamanitra niaraka tamin’ny ankohonan’i Hôbeda-Edôma, tanaty efitrano voatokana ho azy; ary dia notahîn’ny TOMPO ny ankohonan’i Hôbeda-Edôma sy izay rehetra fananany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

14 Ary nipetraka telo volana tao amin’ny ankohonan’i Obeda-Edoma tao an-tranony ny vata misy ny faneken’Andriamanitra; dia notahin’NY TOMPO ny ankohonan’i Obeda-Edoma sy izay rehetra nananany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

14 Telo volana no nipetrahan’ny vatamasin’Andriamanitra niaraka tamin’ny ankohonan’i Hôbeda-Edôma, tanaty efitrano voatokana ho azy; ary dia notahîn’ny TOMPO ny ankohonan’i Hôbeda-Edôma sy izay rehetra fananany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

14 Dia nipetraka telo volana tao amin’ny ankohonan’i Obededôma tao an-tranony, ny fiaran’Andriamanitra; ary nambinin’i Iaveh ny ankohonan’i Obededôma mbamin’ny ananany rehetra.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

14 Ary nipetraka telo volana tao amin’ny ankohonan’i Obed-edoma tao an-tranony ny fiaran’Andriamanitra; ka dia notahin’i Jehovah ny ankohonan’i Obed-edoma sy izay rehetra nananany.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

14 Ary nipetraka telo volana tao amin'ny ankohonan'i Obed-edoma tao an-tranony ny fiaran'Andriamanitra; ka dia notahin'i Jehovah ny ankohonan'i Obed-edoma sy izay rehetra nananany.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

14 Ary nipetraka telo volana tao amin’ny ankohonan’i Obeda-Edoma tao an-tranony ny vata misy ny faneken’Andriamanitra; dia notahin’NY TOMPO ny ankohonan’i Obeda-Edoma sy izay rehetra nananany.

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 13:14
8 Rohy Ifampitohizana  

Namaly azy i Labàna hoe: –Miangavy aho raha mba mahita famindrampo aminao ihany. Fantatro fa noho ny aminao no nitahian’ny TOMPO ahy.


Nanomboka hatreo, noho ny amin’i Jôsefa, dia notahîn’ny TOMPO ny tao an-tranon’ilay Ejiptianina sy izay rehetra nananany. Io fitahian’ny TOMPO io dia nanenika ny fananany rehetra na an-tsaha na an-tanàna.


Nolavin’i Davida ny hamindra ny Vatamasin’ny TOMPO ho any aminy, any an-tanànan’i Davida; fa naviliny kosa izany ho ao an-tranon’i Hôbeda-Edôma, lehilahy avy any Gàta.


nanankinany adidy koa ry i Hôbeda-Edôma sy ny namany 68 lahy, sy ilay Hôbeda-Edôma zanakalahin’i Jeditòna, ary i Hôsà mba ho mpiandry vavahady.


Ny fitahian’ny TOMPO no mampanankarena; ary tsy manampy inona amin’izany ny ezaky ny olona.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra