Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 13:13 - DIEM PROTESTANTA

13 Koa tsy nafindran’i Davida ho any aminy, any an-tanànan’i Davida, ny Vatamasina; fa naviliny kosa izany ho ao an-tranon’i Hôbeda-Edôma, lehilahy avy any Gata.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

13 Dia tsy nafindran’i Davida ho ao aminy ao an-Tanànan’i Davida ny vata misy ny Fanekena fa naviliny ho ao an-tranon’i Obeda-Edoma gatita.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

13 Koa tsy nafindran’i Davida ho any aminy, any an-tanànan’i Davida, ny Vatamasina; fa naviliny kosa izany ho ao an-tranon’i Hôbeda-Edôma, lehilahy avy any Gata.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

13 Ka tsy notarihin’i Davida ho ao aminy, ao an-tanànan’i Davida ny fiara, fa nasainy nentina tany an-tranon’i Obededôma, any Geta.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

13 Dia tsy nafindran’i Davida ho ao aminy ao an-Tanànan’i Davida ny fiara, fa naviliny ho ao an-tranon’i Obed-edoma Gatita.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

13 Dia tsy nafindran'i Davida ho ao aminy ao an-tanànan'i Davida ny fiara, fa naviliny ho ao an-tranon'i Obededoma Gatita.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

13 Dia tsy nafindran’i Davida ho ao aminy ao an-Tanànan’i Davida ny vata misy ny Fanekena fa naviliny ho ao an-tranon’i Obeda-Edoma gatita.

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 13:13
9 Rohy Ifampitohizana  

hatramin’ny nandosiran’ny mponiny nankany Gitaîma izay mbola onenan’ny taranany mandraka androany.


Novorin’i Davida indray ireo miaramila voafantina rehetra tamin’i Israely izay misy antokony telopolo.


Natahotra an’Andriamanitra i Davida tamin’izany andro izany ka nanao hoe: –Fomba ahoana no hitondrako ho atỳ amiko ny Vatamasin’Andriamanitra?


Miaraka amin’izy telo lahy, amin’ny laharana faharoa, ireto mpiandry vavahady namany ireto: dia i Zakarià zanakalahin’i..., i Jahaziela sy i Semiramôta, i Jehiela sy i Honỳ, i Eliaba sy i Benaià, i Mahaseià sy i Matitià, i Elifalà sy i Mikneià, i Hôbeda-Edôma sy i Jehiela ary i Hazazià.


Feno fifaliana i Davida sy ny loholon’i Israely mbamin’ny komandin-tafika mifehy arivo no nandeha hampakatra ny Vatamasina mirakitra ny fanekempihavanan’ny TOMPO, avy ao an-tranon’i Hôbeda-Edôma.


I Asafa no filohany, ary i Zakarià no lefitra. I Jahaziela sy i Semiramôta, i Jehiela sy i Matitià, i Eliaba sy i Benaià ary i Hôbeda-Edôma sy i Jehiela no nitendry ny valiha sy ny lokanga; fa i Asafa no nively ny kipantsona.


Ny an’i Hôbeda-Edôma dia nisy valo lahy ny zanany: i Semahià lahimatoa, i Jôzabada lahiaivo, i Jôà fahatelo, i Sakara fahefatra, i Natanaela fahadimy,


Anisan’ny taranak’i Hôbeda-Edôma ireo rehetra ireo. Ny taranaka ombàn-janaka sy havana dia nisy 62 lahy ny an’i Hôbeda-Edôma no mpiandry vavahady: samy olom-banona avokoa sady mahery fo amin’ny fanompoany.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra