Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 12:27 - DIEM PROTESTANTA

27 Tamin’ny taranak’i Levỳ, dia nisy 4 600 lahy,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

27 I Jehoiada, lehiben’ny Aronita, dia nisy fitonjato sy telo arivo niaraka taminy;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

27 Tamin’ny taranak’i Levỳ, dia nisy 4 600 lahy,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

27 Ary i Jôiadà lehiben’ny taranak’i Aarôna, ary 3.700 lahy no niaraka taminy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

27 Ary Joiada dia lehiben’ny Aronita, ary nisy fiton-jato amby telo arivo teo aminy;

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

27 Ary Joiada dia lehiben'ny Aronita, ary nisy fiton-jato amby telo arivo teo aminy;

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

27 I Jehoiada, lehiben’ny Aronita, dia nisy fitonjato sy telo arivo niaraka taminy;

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 12:27
8 Rohy Ifampitohizana  

Tamin’ny taona fahafito dia nampiantso ireo kapiteny mpifehy ny Karianina sy ny miaramila mpiambina hafa i Jôiadà ka nitarika azy nankao an-tranon’ny TOMPO; dia nanaovany fifanekena ireo sady nampianianiny tao an-tranon’ny TOMPO, ka nasehony azy ilay zanakalahin’ny mpanjaka.


Araka izay baiko rehetra nomen’i Jôiadà mpisorona no nataon’ireo kapiteny; ka ny tompon’andraikitra tsirairay dia samy namory ny miaramilany avy, na izay niala tamin’ny andro sabata, ary dia nankany amin’i Jôiadà mpisorona izy rehetra.


Dia nosamborin’ny filohan’ny mpiambina i Seraià mpisorombe sy i Tsefanià lefiny ary ireo mpisorona telo lahy mpiandry varavarana.


Tamin’ny i Simehôna, dia nisy 7 100 lahy maherifo an’ady.


niampy an’i Jôiadà, filohan’ny taranak’i Aharôna, niaraka tamin’ny 3 700 lahy,


Tamin’ny fokon’i Levỳ, dia i Hasabià zanakalahin’i Kemoela. Tamin’ny taranak’i Aharôna, dia i Tsadôka.


Taloha i Pinehasa, zanakalahin’i Elehazara, no mpanapaka ireo; ary nomba an’i Pinehasa ny TOMPO.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra