Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 12:26 - DIEM PROTESTANTA

26 Tamin’ny i Simehôna, dia nisy 7 100 lahy maherifo an’ady.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

26 Tamin’ny taranak’i Levy dia eninjato sy efatra arivo.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

26 Tamin’ny i Simehôna, dia nisy 7 100 lahy maherifo an’ady.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

26 Tamin’ny taranak’i Levì, 4.600 lahy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

26 Tamin’ny taranak’i Levy, enin-jato amby efatra arivo.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

26 Tamin'ny taranak'i Levy, enin-jato amby efatra arivo.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

26 Tamin’ny taranak’i Levy dia eninjato sy efatra arivo.

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 12:26
3 Rohy Ifampitohizana  

Tamin’ny taranak’i Joda, dia nisy 6 800 lahy mpitondra ampinga sy lefona sady vonona hiady.


Tamin’ny taranak’i Levỳ, dia nisy 4 600 lahy,


Novorin’i Davida koa ny taranak’i Aharôna sy ny levita.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra