1Tantara 12:18 - DIEM PROTESTANTA18 Dia nivoaka hitsena azy i Davida ka nanao taminy hoe: –Raha fihavanana no ahatongavanareo atỳ amiko mba hanampy ahy, dia amin’ny foko tokoa no hikambanako aminareo; fa raha hamadika ahy kosa mba hanolotra ahy amin’ny fahavaloko, na tsy nanao an-keriny aza ny tanako, dia aoka ilay Andriamanitry ny razantsika no hijery sy hamaly anareo! Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201118 Dia nampitenenin’ny Fanahy i Amasay, lehiben’ny mpanafika malaza hoe: Anao izahay, ry Davida ô! Miandany aminao izahay, ry zanak’i Jese; fiadanana, eny, fiadanana anie ho anao! Ary fiadanana anie ho an’ny manampy anao; fa Andriamanitrao no manampy anao. Dia noraisin’i Davida ireo ka notendreny ho mpifehy ny miaramila. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara18 Dia nivoaka hitsena azy i Davida ka nanao taminy hoe: –Raha fihavanana no ahatongavanareo atỳ amiko mba hanampy ahy, dia amin’ny foko tokoa no hikambanako aminareo; fa raha hamadika ahy kosa mba hanolotra ahy amin’ny fahavaloko, na tsy nanao an-keriny aza ny tanako, dia aoka ilay Andriamanitry ny razantsika no hijery sy hamaly anareo! Jereo ny tokoBaiboly Katolika18 Ary i Amasaì, lehiben’ny telopolo lahy, dia nosaronan’ny Fanahy, ka nanao hoe: «Anao izahay, ry Davida, ary momba anao, ry zanak’i Isaia! Fiadanana, fiadanana anie ho anao, ary fiadanana anie ho an’izay manampy anao.» Dia noraisin’i Davida izy ireo, ary nomeny toerana tamin’ny lehiben’ny antokon’ny miaramila. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy18 Ary Amasay, lehiben’ny mpanafika malaza, dia nampitenenin’ny Fanahy hoe: Anao izahay, ry Davida ô, fa miandany aminao, ry zanak’i Jese; fiadanana, eny, fiadanana anie ho anao, ary fiadanana anie ho an’ny manampy anao; fa Andriamanitrao no manampy anao. Dia noraisin’i Davida ireo ka notendreny ho mpifehy ny miaramila. Jereo ny tokoMalagasy Bible18 Ary Amasay, lehiben'ny mpanafika malaza, dia nampitenenin'ny Fanahy hoe: Anao izahay, ry Davida ô, fa miandany aminao, ry zanak'i Jese; fiadanana, eny, fiadanana anie ho anao, ary fiadanana anie ho an'ny manampy anao; fa Andriamanitrao no manampy anao. Dia noraisin'i Davida ireo ka notendreny ho mpifehy ny miaramila. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache18 Dia nampitenenin’ny Fanahy i Amasay, lehiben’ny mpanafika malaza hoe: Anao izahay, ry Davida ô! Miandany aminao izahay, ry zanak’i Jese; fiadanana, eny, fiadanana anie ho anao! Ary fiadanana anie ho an’ny manampy anao; fa Andriamanitrao no manampy anao. Dia noraisin’i Davida ireo ka notendreny ho mpifehy ny miaramila. Jereo ny toko |
Rehefa niala teo i Jehò, dia nahita an’i Jônadaba zanakalahin’i Rekaba izay tamy nanatona azy. Ary noarahabain’i Jehò izy ka nitenenany hoe: –Mba mahitsy fo amiko tahaka ny tenako aminao koa ve ianao? Ary hoy ny navalin’i Jônadaba: –Eny. Dia hoy i Jehò: –Raha izany àry, dia aoka isika hifandray tanana. Dia nifandray tanana izy roa lahy. Ary nampiakarin’i Jehò teo amin’ny kalesiny i Jônadaba